auto save
This commit is contained in:
parent
4f7e0c3be3
commit
53bba55c85
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy,
|
||||
Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. Tao no nisy karazam-biby mana
|
Loading…
Reference in New Issue