auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-21 06:41:56 +08:00 committed by root
parent b146e1e5a9
commit 518cc8ad79
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary tafaran'ny andro vitsy, de tonga taigny am'i Kaisaria i Agripa mpanjaka ny Berenika mba hamangy an'i Festosy. Tafaran'ny natao an'azy nandritra ny andro maro, de natolotr'i Festosy teo amin'ny mpanjaka ny raharahan'i Paoly; niteny izy hoe: "Nisy leila raika navelan'i Felix aty salan'ny gadra. Rafa taigny Jerosalema za, de nitondra fempangana na'
Ary tafaran'ny andro vitsy, de tonga taigny am'i Kaisaria i Agripa mpanjaka ny Berenika mba hamangy an'i Festosy. Tafaran'ny natao an'azy nandritra ny andro maro, de natolotr'i Festosy teo amin'ny mpanjaka ny raharahan'i Paoly; niteny izy hoe: "Nisy leila raika navelan'i Felix aty salan'ny gadra. Rafa taigny Jerosalema za, de nitondra fempangana an'ty leila ty taty aminà reo lohan'ny mpisorogna sy reo loholon'ny Jiosy, ary nangatka teny fagnamelô,a an'azy zareo. Namaly an'jareo za fa tsy fomban'ny Romana ny manolotra ôla