auto save
This commit is contained in:
parent
1965874078
commit
4d861f3eb3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka navelan'i le kapiteny mpifehy hande le gaogna, tafaran'ny nanoroany hevitra an'azy hoe: "Aza mitare na am'izy na am'iza hoe niteny reo ra reo taminà enao." Avy akeo izy de nagnantso rolahy tam'reo kapiteny ankeo amin'azy ka nitaraviny hoe: 'Alao ny miaramila roanjato za efa vognona ny ande aigny Kaisaria, sy mpitikin-tsôvaly fitopolo kô, ary mpitondra sabô rônjato, ary gniany alina amin'ny ora fatelo anao no mande." Izy kô de nandidy an'azy
|
||||
Ka navelan'i le kapiteny mpifehy hande le gaogna, tafaran'ny nanoroany hevitra an'azy hoe: "Aza mitare na am'izy na am'iza hoe niteny reo ra reo taminà enao." Avy akeo izy de nagnantso rolahy tam'reo kapiteny ankeo amin'azy ka nitaraviny hoe: 'Alao ny miaramila roanjato za efa vognona ny ande aigny Kaisaria, sy mpitikin-tsôvaly fitopolo kô, ary mpitondra sabô rônjato, ary gniany alina amin'ny ora fatelo anao no mande." Izy kô de nandidy an'azy reo mba hagnome biby raika hotikinan'i Paoly hitondra an'azy ho tonga sô aman-tsara aigny amin'i Feliksa le Governora.
|
Loading…
Reference in New Issue