From 4aad9f0b688a6d49b8663e1aaf57d0bfe9f7fad6 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 16:30:27 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 25/06.txt | 2 +- 25/09.txt | 2 +- 25/11.txt | 2 +- 25/13.txt | 2 +- 25/17.txt | 2 +- 25/21.txt | 2 +- 25/23.txt | 2 +- 25/25.txt | 2 +- 8 files changed, 8 insertions(+), 8 deletions(-) diff --git a/25/06.txt b/25/06.txt index a67ac27..6c8b41e 100644 --- a/25/06.txt +++ b/25/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 Festosy de tsy nijanona nihôtra ny valo na folo andro ary avy teo de nidigna nankaigny Kaisaria, ary ny andro magnaraka de nipetraka teo amin'ny fitoeran'ny fitsarana izy ary nandidy an'i Paoly mba entina aigny amin'azy. Rafa tonga izy, de nipetraka teo ankeky teo reo Jiosy avy aigny Jerosalema, ary nitondra fempangana maro tsisy porofo zareo. Niaro tegna Paoly ary niteny hoe: "Tsy nagnano raha ratsy manoitra ny lalan'ny Jiosy zany za na manoitra ny Tempoly na manoitra an'i Kaisara." \ No newline at end of file +\v 6 Festosy de tsy nijanona nihôtra ny valo na folo andro ary avy teo de nidigna nankaigny Kaisaria, ary ny andro magnaraka de nipetraka teo amin'ny fitoeran'ny fitsarana izy ary nandidy an'i Paoly mba entina aigny amin'azy. \v 7 Rafa tonga izy, de nipetraka teo ankeky teo reo Jiosy avy aigny Jerosalema, ary nitondra fempangana maro tsisy porofo zareo. \v 8 Niaro tegna Paoly ary niteny hoe: "Tsy nagnano raha ratsy manoitra ny lalan'ny Jiosy zany za na manoitra ny Tempoly na manoitra an'i Kaisara." \ No newline at end of file diff --git a/25/09.txt b/25/09.txt index e35a070..c9fad7c 100644 --- a/25/09.txt +++ b/25/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Nefa nikaraka ze azahôna sitraka amin'ny Jiosy i Festosy, ary no zany de namaly an'i Paoly izy ka niteny heo: "Te hiakatra ho aigny Jerosalema ma enao ary ho tsaraiko momba an'regny ra taigny regny? Ozy Paoly hoe: "Mitsangana aketo agnolônan'ny seza fitsaran'i Kaisara za ze tsy maintsy hitsarana anà. Tsy nagnano ratsy ny Jiosy za, araka ze efa fantatrao tsara. \ No newline at end of file +\v 9 Nefa nikaraka ze azahôna sitraka amin'ny Jiosy i Festosy, ary no zany de namaly an'i Paoly izy ka niteny heo: "Te hiakatra ho aigny Jerosalema ma enao ary ho tsaraiko momba an'regny ra taigny regny? \v 10 Ozy Paoly hoe: "Mitsangana aketo agnolônan'ny seza fitsaran'i Kaisara za ze tsy maintsy hitsarana anà. Tsy nagnano ratsy ny Jiosy za, araka ze efa fantatrao tsara. \ No newline at end of file diff --git a/25/11.txt b/25/11.txt index 2041c16..41b2ce0 100644 --- a/25/11.txt +++ b/25/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Kanefa raha nagnano ratsy za ary raha nagnano ze tokony hafaty anà, de tsy mandà ny ho faty. Fa raha tsy misy reo fempangan'jareo, de tsy misy ôla afaka mitondra anà ho aigny am'jareo. Mangataka an'i Kaisara za. Rafa avy nikoragna tam-pitsara Festosy, de namaly izy hoe: "Nangataka an'i Kaisara enao. Aigny am'i Kaisara no handehanananao. \ No newline at end of file +\v 11 Kanefa raha nagnano ratsy za ary raha nagnano ze tokony hafaty anà, de tsy mandà ny ho faty. Fa raha tsy misy reo fempangan'jareo, de tsy misy ôla afaka mitondra anà ho aigny am'jareo. Mangataka an'i Kaisara za. \v 12 Rafa avy nikoragna tam-pitsara Festosy, de namaly izy hoe: "Nangataka an'i Kaisara enao. Aigny am'i Kaisara no handehanananao. \ No newline at end of file diff --git a/25/13.txt b/25/13.txt index eb0f8cb..9637ad1 100644 --- a/25/13.txt +++ b/25/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 \v 16 Ary tafaran'ny andro vitsy, de tonga taigny am'i Kaisaria i Agripa mpanjaka ny Berenika mba hamangy an'i Festosy. Tafaran'ny natao an'azy nandritra ny andro maro, de natolotr'i Festosy teo amin'ny mpanjaka ny raharahan'i Paoly; niteny izy hoe: "Nisy leila raika navelan'i Felix aty salan'ny gadra. Rafa taigny Jerosalema za, de nitondra fempangana an'ty leila ty taty aminà reo lohan'ny mpisorogna sy reo loholon'ny Jiosy, ary nangatka teny fagnamelô,a an'azy zareo. Namaly an'jareo za fa tsy fomban'ny Romana ny manolotra ôla melôn'ny hifagnatren'reo mpiampanga an'azy sy anagnny ferovan-tegna am'reo fempangana. \ No newline at end of file +\v 13 Ary tafaran'ny andro vitsy, de tonga taigny am'i Kaisaria i Agripa mpanjaka ny Berenika mba hamangy an'i Festosy. \v 14 Tafaran'ny natao an'azy nandritra ny andro maro, de natolotr'i Festosy teo amin'ny mpanjaka ny raharahan'i Paoly; niteny izy hoe: "Nisy leila raika navelan'i Felix aty salan'ny gadra. \v 15 Rafa taigny Jerosalema za, de nitondra fempangana an'ty leila ty taty aminà reo lohan'ny mpisorogna sy reo loholon'ny Jiosy, ary nangatka teny fagnamelô,a an'azy zareo. \v 16 Namaly an'jareo za fa tsy fomban'ny Romana ny manolotra ôla melôn'ny hifagnatren'reo mpiampanga an'azy sy anagnny ferovan-tegna am'reo fempangana. \ No newline at end of file diff --git a/25/17.txt b/25/17.txt index 31bd920..4971623 100644 --- a/25/17.txt +++ b/25/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 \v 19 \v 20 No zany, rafa niara-tonga teto zareo, de tsy nandigny za fa ny andro magnaraka de nipetraka teo amin'ny seza fitsarana za ary nasaiko nampidirina le leila. Rafa nitsanga teo reo mpitory ka nagnameloka an'azy, de hitaka fa tsy de mavesatra ny fempangana nentin'jareo ho an'azy. Fa kosany, nifamly zareo mikasika ny fivavan'jareo sy ny momba an'zany Jesosy ze maty zany, nefa lazain'i Paoly fa velona ndre. Tsy azo antoka ny fomba agnadiadina an'ty raharaha ty, ary no zany de nagnontaneko izy raha vognona ho aigny Jerosalema mba ho tsaraina aigny mikasika an'reo fempangana reo. \ No newline at end of file +\v 17 No zany, rafa niara-tonga teto zareo, de tsy nandigny za fa ny andro magnaraka de nipetraka teo amin'ny seza fitsarana za ary nasaiko nampidirina le leila.\v 18 Rafa nitsanga teo reo mpitory ka nagnameloka an'azy, de hitaka fa tsy de mavesatra ny fempangana nentin'jareo ho an'azy. \v 19 Fa kosany, nifamly zareo mikasika ny fivavan'jareo sy ny momba an'zany Jesosy ze maty zany, nefa lazain'i Paoly fa velona ndre. \v 20 Tsy azo antoka ny fomba agnadiadina an'ty raharaha ty, ary no zany de nagnontaneko izy raha vognona ho aigny Jerosalema mba ho tsaraina aigny mikasika an'reo fempangana reo. \ No newline at end of file diff --git a/25/21.txt b/25/21.txt index a5ef475..51b0dd6 100644 --- a/25/21.txt +++ b/25/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 Fa refa nangataka ny hijanona akao am-ponja mba handigny ny fanapan-kevitry ny Amperora i Paoly, de nandidy an'azy za mba ho tazomina akao am-ponja izy mandra-pandefasako an'azy aigny am'i Kaisara. Agripa niresaka tam'i Festosy hoe: 'Te-hareigny an'ty leila ty kô za.' "Amaraigna enao mareigny an'azy, ozy Festosy. \ No newline at end of file +\v 21 Fa refa nangataka ny hijanona akao am-ponja mba handigny ny fanapan-kevitry ny Amperora i Paoly, de nandidy an'azy za mba ho tazomina akao am-ponja izy mandra-pandefasako an'azy aigny am'i Kaisara.\v 22 Agripa niresaka tam'i Festosy hoe: 'Te-hareigny an'ty leila ty kô za.' "Amaraigna enao mareigny an'azy, ozy Festosy. \ No newline at end of file diff --git a/25/23.txt b/25/23.txt index f363d50..fc9e91c 100644 --- a/25/23.txt +++ b/25/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 Ka ny andro magnaraka de tonga tamin-boninatra i Agripa sy Berenika; nankao amin'ny eftragno malalaka be niarka tam'reo miaramila mpifehy sy reo leilaa manankaja teo antanana zareo. Rafa niteny an'le didy Festosy, de nentin'jareo Paoly. Ozy Festosy hoe: "Agripa mpanjaka, sy anareo leila daôly ze miaraka aminay aketo, itanareo ty leila ty; reo Jiosy daôly ze nifagnaraka taminà taigny Jerosalema sy teto kô, de nitaraigna taminà zareo fa tsy tokony ho velona mitsy izy. \ No newline at end of file +\v 23 Ka ny andro magnaraka de tonga tamin-boninatra i Agripa sy Berenika; nankao amin'ny eftragno malalaka be niarka tam'reo miaramila mpifehy sy reo leilaa manankaja teo antanana zareo. Rafa niteny an'le didy Festosy, de nentin'jareo Paoly. \v 24 Ozy Festosy hoe: "Agripa mpanjaka, sy anareo leila daôly ze miaraka aminay aketo, itanareo ty leila ty; reo Jiosy daôly ze nifagnaraka taminà taigny Jerosalema sy teto kô, de nitaraigna taminà zareo fa tsy tokony ho velona mitsy izy. \ No newline at end of file diff --git a/25/25.txt b/25/25.txt index 701cab3..7f5f5f6 100644 --- a/25/25.txt +++ b/25/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 \v 27 Fantatro fa tsy nagnano na ino na ino ze tokonny hafaty an'azy izy; satria nagnataka ho aigny amin'ny Amperora izy, de nanapkevitra ze handefa an'azy ho aigny. Saingy tsy de mavesa-danja ny ra sarotra ho aigny amin'ny Amperora. No zany antony zany de nentinko aketo aminareo izy, indrindra aminao, Agripa Mpanjaka, mba anagnako ra maro soratana momba an'le raharaha. Satria ôtran'ny tsy mety aminà ny mandefa gadra sy tsy milaza ze emmpangana an'zy kô. \ No newline at end of file +\v 25 Fantatro fa tsy nagnano na ino na ino ze tokonny hafaty an'azy izy; satria nagnataka ho aigny amin'ny Amperora izy, de nanapkevitra ze handefa an'azy ho aigny.\v 26 Saingy tsy de mavesa-danja ny ra sarotra ho aigny amin'ny Amperora. No zany antony zany de nentinko aketo aminareo izy, indrindra aminao, Agripa Mpanjaka, mba anagnako ra maro soratana momba an'le raharaha. \v 27 Satria ôtran'ny tsy mety aminà ny mandefa gadra sy tsy milaza ze emmpangana an'zy kô. \ No newline at end of file