auto save
This commit is contained in:
parent
70d8e545bf
commit
49d94b9379
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nikikika ny vahôka: "Zany de feona andriamanitra, fa tsy an'ôla! Teo no eo de nisy anjelin'ny Tompo naninaka an'azy; satria tsy nagnome voninahitra an'Andriamanitra izy; nohanin'ny kankana izy de maty.
|
||||
\v 22 \v 23 Nikikika ny vahôka: "Zany de feona andriamanitra, fa tsy an'ôla! Teo no eo de nisy anjelin'ny Tompo naninaka an'azy; satria tsy nagnome voninahitra an'Andriamanitra izy; nohanin'ny kankana izy de maty.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa ny tenin'Andriamanitra nitombo sy miha-betsaka. Ka rafa vitan'i Barnabasy sy Saoly ny iraka nampanôvina an'jareo, de niverigna avy taigny (Ny sasagny am'reo de soratra tranainy miteny hoe: "Izy reo niverigna taigny Jerosalema) Jerosalema izy reo, nitondra an'i Jaona niaraka tam-jareo, ze antsovina iany kô hoe Marka.
|
||||
\v 24 \v 25 Fa ny tenin'Andriamanitra nitombo sy miha-betsaka. Ka rafa vitan'i Barnabasy sy Saoly ny iraka nampanôvina an'jareo, de niverigna avy taigny (Ny sasagny am'reo de soratra tranainy miteny hoe: "Izy reo niverigna taigny Jerosalema) Jerosalema izy reo, nitondra an'i Jaona niaraka tam-jareo, ze antsovina iany kô hoe Marka.
|
Loading…
Reference in New Issue