auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 14:02:21 +03:00 committed by root
parent 8f3980e6ab
commit 48cbc47ceb
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary mitsangana aketo za mbô ho tsaraina satria mikaraka ny fampanantenana ze nataon'Andriamanitra tam'reo razantsika za. Fa ty no fampagnantenana nantenain'ny fokontsika rombefolo ho raisina raha nagnompo an'Andriamanitra magnalin'
Ary mitsangana aketo za mbô ho tsaraina satria mikaraka ny fampanantenana ze nataon'Andriamanitra tam'reo razantsika za. Fa ty no fampagnantenana nantenain'ny fokontsika rombefolo ho raisina raha nagnompo an'Andriamanitra magnalin'andro tokoa zareo. Ho an'zany fagnantenana zany, ry Agripa mpanjaka, no hiampangan'reo Jiosy anà. Magnino anareo no mieritreritra fa tsy azo inoana fa manangana ny maty Andriamanitra?

1
26/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nisy fotôna za nihevitra tamin'ny tegnako fa tokony