auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-05 21:02:01 +08:00 committed by root
parent 52b8743a74
commit 464f555457
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa niverigna tam'tegnany Petera, niteny izy hoe: "Am-zao de fantatro marina fa ny Tompo no nandefa ny anjeliny ary nanafaka anà tam'tagnan'i Heroda, sy tam-ra daôly ze nandrasan'ny Jiosy hibôgna. Rafa tonga saigna tam-zany izy, de nankaigny am-tragnon'i Maria maman'i Jaona, antsovigna kô h
Rafa niverigna tam'tegnany Petera, niteny izy hoe: "Am-zao de fantatro marina fa ny Tompo no nandefa ny anjeliny ary nanafaka anà tam'tagnan'i Heroda, sy tam-ra daôly ze nandrasan'ny Jiosy hibôgna. Rafa tonga saigna tam-zany izy, de nankaigny am-tragnon'i Maria maman'i Jaona, antsovigna kô hoe Marka,