From 4620b22c1865b86a86ac8c3077c5b1c53e5596b0 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 15:36:05 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 15/27.txt | 2 +- 15/30.txt | 2 +- 15/33.txt | 2 +- 15/36.txt | 2 +- 15/39.txt | 2 +- 17/01.txt | 2 +- 17/03.txt | 2 +- 17/05.txt | 2 +- 17/08.txt | 2 +- 17/10.txt | 2 +- 17/13.txt | 2 +- 11 files changed, 11 insertions(+), 11 deletions(-) diff --git a/15/27.txt b/15/27.txt index 1d0aa48..5082357 100644 --- a/15/27.txt +++ b/15/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 \v 29 No zany zahay de magniraka an'i Joda sy i Silasy, ze hilaza aminareo io ra io iany amin'ny tenin'jareo manokana. Fa ôtran'ny tsara amin'ny Fanahy Masina sy aminay, ny tsy hampitondra an'nareo entana mavesatra no reo tegna ilaina reo: mba hialanareo am'reo ra nataonareo ho fagnatitra am'reo sampy, rà, reo ra vôkenda, ary avy amin'ny favetavetana. Raha mitandrina ny tegnanareo am'zany nareo, de ho tsara aminareo zany. Veloma." \ No newline at end of file +\v 27 No zany zahay de magniraka an'i Joda sy i Silasy, ze hilaza aminareo io ra io iany amin'ny tenin'jareo manokana. \v 28 Fa ôtran'ny tsara amin'ny Fanahy Masina sy aminay, ny tsy hampitondra an'nareo entana mavesatra no reo tegna ilaina reo: \v 29 mba hialanareo am'reo ra nataonareo ho fagnatitra am'reo sampy, rà, reo ra vôkenda, ary avy amin'ny favetavetana. Raha mitandrina ny tegnanareo am'zany nareo, de ho tsara aminareo zany. Veloma." \ No newline at end of file diff --git a/15/30.txt b/15/30.txt index 52f322e..cec4344 100644 --- a/15/30.txt +++ b/15/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 \v 31 \v 32 No zany zareo, daôly vôrôka, de nidigna taigny Antiokia; avy teo zareo de namory ny vahôka niaraka, ary nanolotra le taratasy zareo. Rafa vôvakin'jareo zany, de nifaly zareo no ny fampaerezana. Joda sy i Silasy, mpaminagny iany kô, de nankahery reo rahalà tamin'ny teny betsaka sy nampahery an'jareo. \ No newline at end of file +\v 30 No zany zareo, daôly vôrôka, de nidigna taigny Antiokia; avy teo zareo de namory ny vahôka niaraka, ary nanolotra le taratasy zareo. \v 31 Rafa vôvakin'jareo zany, de nifaly zareo no ny fampaerezana. \v 32 Joda sy i Silasy, mpaminagny iany kô, de nankahery reo rahalà tamin'ny teny betsaka sy nampahery an'jareo. \ No newline at end of file diff --git a/15/33.txt b/15/33.txt index 7e50e90..97a55cc 100644 --- a/15/33.txt +++ b/15/33.txt @@ -1 +1 @@ -\v 33 \v 34 \v 35 Rafa avy nijagnona fotôna vitsy tao zareo, de nalefa am-pedanana avy am'reo rahalà ho aigny am'reo ze nandefa an'jareo reo. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny tranaigny ndrindra de magnala ny andininy faha 34 (jereo ny Asa 15:40): "Nefa mbola satrin'i Silasy ny hijanona teo.") Fa i Paoly sy Barnabasy de nijanona taigny Antiokia niaraka tam'reo maro hafa, ze nampenaran'jareo sy nagnambaran'jareo ny tenin'ny Tompo. \ No newline at end of file +\v 33 Rafa avy nijagnona fotôna vitsy tao zareo, de nalefa am-pedanana avy am'reo rahalà ho aigny am'reo ze nandefa an'jareo reo. \v 34 (Fagnamarihana: Ny dikan-teny tranaigny ndrindra de magnala ny andininy faha 34 (jereo ny Asa 15:40): "Nefa mbola satrin'i Silasy ny hijanona teo.") \v 35 Fa i Paoly sy Barnabasy de nijanona taigny Antiokia niaraka tam'reo maro hafa, ze nampenaran'jareo sy nagnambaran'jareo ny tenin'ny Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/15/36.txt b/15/36.txt index 2f1d344..88658b6 100644 --- a/15/36.txt +++ b/15/36.txt @@ -1 +1 @@ -\v 36 \v 37 \v 38 Tafaran'ny andro vitsy Paoly de niteny tamin'i Barnabasy hoe: "Andao tsika hiverigna zao ary hitsidika reo rahalà aigny amin'ny tanana ze efa nagnambarantsika ny tenin'ny Tompo, ary haita hoe: efa manakôry zareo." I Barnabasy de te hitondra an'i Jaona ze nantsovina hoe Maraka hiarak am-jareo. Nefa i Paoly nievitra fa tsy tsara ny hitondrana an'i Marka, ze nandao an'azy reo taigny Panfilia sy tsy nanohy niara-niasa tam'jareo . \ No newline at end of file +\v 36 Tafaran'ny andro vitsy Paoly de niteny tamin'i Barnabasy hoe: "Andao tsika hiverigna zao ary hitsidika reo rahalà aigny amin'ny tanana ze efa nagnambarantsika ny tenin'ny Tompo, ary haita hoe: efa manakôry zareo."\v 37 I Barnabasy de te hitondra an'i Jaona ze nantsovina hoe Maraka hiarak am-jareo. \v 38 Nefa i Paoly nievitra fa tsy tsara ny hitondrana an'i Marka, ze nandao an'azy reo taigny Panfilia sy tsy nanohy niara-niasa tam'jareo . \ No newline at end of file diff --git a/15/39.txt b/15/39.txt index 73b6c37..372f550 100644 --- a/15/39.txt +++ b/15/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 \v 40 \v 41 Avy teo de nisy fifandirana mafy, ka nisaraka izy reo, ary i Barnabasy nitondra an'i Marka niaraka taminazy ary nande sambo nankaigny Sipra. Fa i Paoly nifidy an'i Silasy ary nande, tafaran'ny nagnomezan'reo rahalà an'azy andraikitra ho an'ny fasoavan'ny Tompo. Avy teo de nande namakivaky an'i Syria sy i Kilikia, ka nampatanjaka an'reo fengonana. \ No newline at end of file +\v 39 Avy teo de nisy fifandirana mafy, ka nisaraka izy reo, ary i Barnabasy nitondra an'i Marka niaraka taminazy ary nande sambo nankaigny Sipra. \v 40 Fa i Paoly nifidy an'i Silasy ary nande, tafaran'ny nagnomezan'reo rahalà an'azy andraikitra ho an'ny fasoavan'ny Tompo. \v 41 Avy teo de nande namakivaky an'i Syria sy i Kilikia, ka nampatanjaka an'reo fengonana. \ No newline at end of file diff --git a/17/01.txt b/17/01.txt index 9aed44e..f8df456 100644 --- a/17/01.txt +++ b/17/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Ary rafa nandalo reo tanànan'ny Anfipolia sy Apolonia zareo, de tonga tao am'tanànan'i Tesalonika zareo, ze nisy Synagogan'ny Jiosy. Paoly, araka ny fomba fataony de nankeo am-jareo, ary niady hevitra niaraka tam-jareo avy ao amin'ny Soratra Masina nandritra ny andro Sabata intelo. \ No newline at end of file +\v 1 Ary rafa nandalo reo tanànan'ny Anfipolia sy Apolonia zareo, de tonga tao am'tanànan'i Tesalonika zareo, ze nisy Synagogan'ny Jiosy.\v 2 Paoly, araka ny fomba fataony de nankeo am-jareo, ary niady hevitra niaraka tam-jareo avy ao amin'ny Soratra Masina nandritra ny andro Sabata intelo. \ No newline at end of file diff --git a/17/03.txt b/17/03.txt index 03c0c4f..2543f90 100644 --- a/17/03.txt +++ b/17/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Nosokafany ny Soratra Masina ary nazavainy fa nilain'i Kristy ny nijaly sy hatsangana ndre am'maty. Ozy izy hoe: "Io Jesosy ze ambarako aminareo io no Kristy." Resy lahatra ny sasagny tam'reo Jiosy ary nanaraka an'i Paoly sy Silasy, agnisan'zany reo mpivavaka Grika betsaka an'isa, ary tsy vitsy ny vevavy mpitarika. \ No newline at end of file +\v 3 Nosokafany ny Soratra Masina ary nazavainy fa nilain'i Kristy ny nijaly sy hatsangana ndre am'maty. Ozy izy hoe: "Io Jesosy ze ambarako aminareo io no Kristy."\v 4 Resy lahatra ny sasagny tam'reo Jiosy ary nanaraka an'i Paoly sy Silasy, agnisan'zany reo mpivavaka Grika betsaka an'isa, ary tsy vitsy ny vevavy mpitarika. \ No newline at end of file diff --git a/17/05.txt b/17/05.txt index 24b8d61..49a55bf 100644 --- a/17/05.txt +++ b/17/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Fa reo Jiosy tsy mpino nenti-pelonana de naka reo ôla ratsy fagna avy aigny an-tsena, nagnangona niaraka ny vahôka, ary nampitabataba ny tanàna. Nanafika ny tragnon'i Jasona, te hitondra an'i Paoly sy Silasy hiala ny vahôka izy reo. Fa rafa tsy hitany zareo, de notarin'jareo i Jasona sy ny rahalà hafa sasagny ho akeo agnolôn'ny manam-paefanan'ny tanàna, nitomany. "Reto leilà ze nampitsimbadika zao tontolo zao reto de tonga takeo iany kô. Reto leilà ze nampandroson'i Jasona reto de manoitra ny didin'i Kaisara; miteny zareo fa misy mpanjaka hafa de i Jesosy." \ No newline at end of file +\v 5 Fa reo Jiosy tsy mpino nenti-pelonana de naka reo ôla ratsy fagna avy aigny an-tsena, nagnangona niaraka ny vahôka, ary nampitabataba ny tanàna. Nanafika ny tragnon'i Jasona, te hitondra an'i Paoly sy Silasy hiala ny vahôka izy reo. \v 6 Fa rafa tsy hitany zareo, de notarin'jareo i Jasona sy ny rahalà hafa sasagny ho akeo agnolôn'ny manam-paefanan'ny tanàna, nitomany. "Reto leilà ze nampitsimbadika zao tontolo zao reto de tonga takeo iany kô. \v 7 Reto leilà ze nampandroson'i Jasona reto de manoitra ny didin'i Kaisara; miteny zareo fa misy mpanjaka hafa de i Jesosy." \ No newline at end of file diff --git a/17/08.txt b/17/08.txt index e73a846..d286c33 100644 --- a/17/08.txt +++ b/17/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Vôelingeligna ny vahôka sy ny manam-paefana teo am'tanàna rafa nareigny zany ra zany. Fa rafa avy akeo ny manam-paefana nampagnano sy nampandô vola an'i Jasona sy ny ambiny mba ho antoka, avy akeo zareo nanavela an'jareo hande. \ No newline at end of file +\v 8 Vôelingeligna ny vahôka sy ny manam-paefana teo am'tanàna rafa nareigny zany ra zany. \v 9 Fa rafa avy akeo ny manam-paefana nampagnano sy nampandô vola an'i Jasona sy ny ambiny mba ho antoka, avy akeo zareo nanavela an'jareo hande. \ No newline at end of file diff --git a/17/10.txt b/17/10.txt index afab4ae..d6151c7 100644 --- a/17/10.txt +++ b/17/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Nalefan'reo rahalà taigny Beria ny alin'iny i Paoly sy Silasy. Rafa tonga tany izy reo, de niditra tao am'synagogan'ny Jiosy. Ary reo ôla reo de mihaja mandombolombo no reo aigny Tesalonika, fa nandray ny teny tamim-pahavonognan'ny saina daôly zareo, nandinika ny Soratra Masina isan'andro mba hahita raha tegna zany tokô regny ra regny. No zany de betsaka tam-jareo no nino, tao agnatin'zany ny vevavy Grika manan-kaja sasagny sy leilà betsaka. \ No newline at end of file +\v 10 Nalefan'reo rahalà taigny Beria ny alin'iny i Paoly sy Silasy. Rafa tonga tany izy reo, de niditra tao am'synagogan'ny Jiosy. \v 11 Ary reo ôla reo de mihaja mandombolombo no reo aigny Tesalonika, fa nandray ny teny tamim-pahavonognan'ny saina daôly zareo, nandinika ny Soratra Masina isan'andro mba hahita raha tegna zany tokô regny ra regny. \v 12 No zany de betsaka tam-jareo no nino, tao agnatin'zany ny vevavy Grika manan-kaja sasagny sy leilà betsaka. \ No newline at end of file diff --git a/17/13.txt b/17/13.txt index 11e6a9f..e306e0e 100644 --- a/17/13.txt +++ b/17/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Fa reo Jiosin'ny Tesalonika rafa nareigny fa i Paoly de nagnambara ny tenin'Andriamanitra tao Beria iany kô, de nandeha tegny zareo ary nampitabataba sy nampikorontagna reo vahôka. Ary avy hatraigny, reo rahalà nandefa an'i Paoly ho aigny an-dranomasina, fa i Silasy sy i Timoty nijanona teo. Reo ze nitarika an'i Paoly nitondra an'azy hatraigny am'tanànan'i Atena. Raha namela an'i Paoly takeo izy reo, de nandramby torolàlana avy aminazy ho an'i Silasy sy Timoty mba hankaigny aminazy haingana araka ze ao atao. \ No newline at end of file +\v 13 \v 15 Fa reo Jiosin'ny Tesalonika rafa nareigny fa i Paoly de nagnambara ny tenin'Andriamanitra tao Beria iany kô, de nandeha tegny zareo ary nampitabataba sy nampikorontagna reo vahôka. \v 14 Ary avy hatraigny, reo rahalà nandefa an'i Paoly ho aigny an-dranomasina, fa i Silasy sy i Timoty nijanona teo. Reo ze nitarika an'i Paoly nitondra an'azy hatraigny am'tanànan'i Atena. Raha namela an'i Paoly takeo izy reo, de nandramby torolàlana avy aminazy ho an'i Silasy sy Timoty mba hankaigny aminazy haingana araka ze ao atao. \ No newline at end of file