auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 20:03:19 +03:00 committed by root
parent 1e067f77e2
commit 45346e4cfc
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tazagnao sy regninao zany, tsy taigny Efesosy fôgna, fa saika magnerana an'i Asia ray manontolo, io Paoly io de nandresy lahatra sy nahataona ôla betsaka. Milaza izy fa tsisy andriamanitra vota amin'ny tagnana.
Tazagnao sy regninao zany, tsy taigny Efesosy fôgna, fa saika magnerana an'i Asia ray manontolo, io Paoly io de nandresy lahatra sy nahataona ôla betsaka. Milaza izy fa tsisy andriamanitra vota amin'ny tagnana. Fa ny loza de tsy hoe ny varotsika fôgna no tsy ho ilaina tsony, fa ny tempolin'ny andriamanim-bavy lehibe Diana iany kô de azo heverina ho tsisy dikany. De mety ho very voninahitra izy avekeo, izy ze tompon'ny Asia daôly sy zao tontolo zao."

1
19/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa naregny an'zany zareo, de feno fasosena zareo ka nikikika mafy, nagnano hoe: "Lehibe