auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent 4bebbf6e4c
commit 42edae8b65
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka nagneiky ny Fanahy Masina i Barnabasy sy i Saoly ka nande nidigna nankaigny Selosia; avy takeo zareode niondra an-tsabo ho aigny amin'ny Nosin'ny sipra. Rafa takao an-tanànan'ny Salamina zareo, de nitory ny tenin'Andriamanitra takao amin'ny Synagogan'reo Jiosy zareo. Ary nanagna an'i Jaoana Marka kô zareo mba ho mpagnampy an'azy;
Ka nagneiky ny Fanahy Masina i Barnabasy sy i Saoly ka nande nidigna nankaigny Selosia; avy takeo zareode niondra an-tsabo ho aigny amin'ny Nosin'ny sipra. Rafa takao an-tanànan'ny Salamina zareo, de nitory ny tenin'Andriamanitra takao amin'ny Synagogan'reo Jiosy zareo. Ary nanagna an'i Jaoana Marka kô zareo mba ho mpagnampy an'azy.

1
13/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary rafa namakivaky ny nosy irai-manontolo mankaigny Pafosy zareo, de natazagna mpagnano aody, ze mpaminagny Jiosy santoka ary ny agnarany de Bara Jesosy. Mpagnana aody ze niara-niasa tamin'reo governora, Serjio Paolosy