auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 12:42:14 +03:00 committed by root
parent eaf75cfe7f
commit 3e5ed30852
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha nikoragna tam'reo vahôka i Petera sy Jaona, de tonga reo mpisorogna sy ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly ary reo Sadoseo. Sosy mafy zareo noho i Petera sy Jaona nampianatra ny vahôka sy nitory ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny alalan'i
Raha nikoragna tam'reo vahôka i Petera sy Jaona, de tonga reo mpisorogna sy ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly ary reo Sadoseo. Sosy mafy zareo noho i Petera sy Jaona nampianatra ny vahôka sy nitory ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny alalan'i Jesosy. Nosamborina zareo ary natao taigny am-ponja mandrapatongan'ny ampolakeka, satria efa hariva ny andro tam'zany. Kanefa betsaka tam'reo ôla ze nandregny ny hafatra no nino; ary ny isan'reo leila ze nino de dimy arivo teo ho eo.

1
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary nony a