auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-05 07:37:50 +08:00 committed by root
parent 66f0b3474e
commit 3da04d5d9c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Reo ôla mafy hatoka sy tsy vôfora akao am-po sy sofigna, anareo de manohitra fôgna ny Fanahy Masina; anareo de magnano salan'ze nataon'ny razanareo. Iza tam'reo razanareo no tsy nanenjika mpaminagny? Novonoin'jareo ny mpaminagny ze nibôgna talohan'ny fevin'le Fahamarinana, ary
Reo ôla mafy hatoka sy tsy vôfora akao am-po sy sofigna, anareo de manohitra fôgna ny Fanahy Masina; anareo de magnano salan'ze nataon'ny razanareo. Iza tam'reo razanareo no tsy nanenjika mpaminagny? Novonoin'jareo ny mpaminagny ze nibôgna talohan'ny fevin'le Fahamarinana, ary am-zao nareo de lasa mpamadika sy mpamono an'azy kô, anareo vahôka ze nandray ny lalàna ze napetrak'reo anjely, kanefa tsy notazominareo zany."

1
07/54.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary rafa nareigny reo ra reo ny mpikambana akao amin'ny filan-kevita,