auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent 173bb484dd
commit 3d0544bf37
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nitsangana Paoly ary nagnano fihetsika tamin'ny tagnany, ka nitare hoe: "Ry olon' Israely anareo ze magnano voninahitra an'Andriamanitra, mitaino. Ny Andriamanitra ny olon'Israely de nisafidy ny raintsika ary nampitombo isy ny ôla rafa nipetrak takeo amin'ny tanin'ny Egypta, ary tamin'ny andro fanandratana ny sandriny de notarihiny nivôka takao izy. Ary nandefitra tamin'azy reo taigny agnefitra nandritry ny efapolo taona teo ho eo. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny talô de mivaky salan'zao: "N
Ary nitsangana Paoly ary nagnano fihetsika tamin'ny tagnany, ka nitare hoe: "Ry olon' Israely anareo ze magnano voninahitra an'Andriamanitra, mitaino. Ny Andriamanitra ny olon'Israely de nisafidy ny raintsika ary nampitombo isy ny ôla rafa nipetrak takeo amin'ny tanin'ny Egypta, ary tamin'ny andro fanandratana ny sandriny de notarihiny nivôka takao izy. Ary nandefitra tamin'azy reo taigny agnefitra nandritry ny efapolo taona teo ho eo. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny talô de mivaky salan'zao: "Nandritry ny efapolo taona eo ho eo de niahy an'azy reo taigny agnefitra izy.")

1
13/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary rafa avy nandrava firenena fito taigny amin'ny tany Kanana izy, de nameny ny vahôkantsika ny tanin'jareo mba ho lova. Zany