auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 17:38:15 +08:00 committed by root
parent d4a64ec061
commit 3bbccc0fd7
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary lasana ny leibein'ny mpiambina niarka tamin'reo mpiambina, ary nitondra an'azy reo niverigna, tamim-pilaminana, satria natatra ny vahôka zareo saode torany vato. Rafa nitaondra an'azy reo zareo, de nandefa an'azy reo teo agnatrehan'ny fitsarana. Nagnadihady an'azy reo ny mpisorogna be, niteny hoe: N
Ary lasana ny leibein'ny mpiambina niarka tamin'reo mpiambina, ary nitondra an'azy reo niverigna, tamim-pilaminana, satria natatra ny vahôka zareo saode torany vato. Rafa nitaondra an'azy reo zareo, de nandefa an'azy reo teo agnatrehan'ny fitsarana. Nagnadihady an'azy reo ny mpisorogna be, niteny hoe: Noferanay mafy anareo mba tsy hampianatra an'io agnarana io, kanefa nofenonareo ny fampianaranareo i Jerosalema, ary tenareo ho tompon'andraikitra amin'ny ràn'io leila io zahay."

1
05/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa i Petera sy reo aposto