auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 22:01:47 +03:00 committed by root
parent 3e3493dc1e
commit 3bb4bcee79
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
rafa naregny an'zany ra zany zahay, de zahay sy reo ôla nipetraka takao amin'io tôrana io de nengavy tamin'i Paoly tsy hiakatra ho aigny Jerosalema. Ary namaly i Paoly nagnano hoe: "Ino no ataonareo, mampitomagny sy mindratra ny foko? Za efa vognona, tsy ny hoe hofatorana fôgnany, fa ny ho foaty aigny Jerosalema iany kô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy."
rafa naregny an'zany ra zany zahay, de zahay sy reo ôla nipetraka takao amin'io tôrana io de nengavy tamin'i Paoly tsy hiakatra ho aigny Jerosalema. Ary namaly i Paoly nagnano hoe: "Ino no ataonareo, mampitomagny sy mindratra ny foko? Za efa vognona, tsy ny hoe hofatorana fôgnany, fa ny ho foaty aigny Jerosalema iany kô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy." satria tsy nagniry ny horesen-datra i Paoly, de nijagnona nanandrana zahay ary nitare hoe: "Ôka ho tanteraka ny sitrapon'ny Tompo."

1
21/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tafaran'reo andro reo, de nitondra ny kitaponay zahay ka niakatra nankaigny Jeroalema. De nisy reo mpianatra sasagny iany kô avy aigny Sezareaa nagnaraka an'nay. Nitondra leila raika niaraka