auto save
This commit is contained in:
parent
7d046a9a24
commit
3a6f2bd9aa
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Eny, ary reo mpaminagny daôly nanomboka tamin'i Samoela sy reo ze tonga tafarany, de nitare sy nagnambara reo andro reo. Anareono zanak'reo mpaminagny sy ny fanekena ze nataon'Andriamanitra tam'reo razambe, araka ny nolazainy tamin'i Abrahama hoe: "Akao amin'ny taranakao no hotahiana reo fianakaven
|
||||
Eny, ary reo mpaminagny daôly nanomboka tamin'i Samoela sy reo ze tonga tafarany, de nitare sy nagnambara reo andro reo. Anareono zanak'reo mpaminagny sy ny fanekena ze nataon'Andriamanitra tam'reo razambe, araka ny nolazainy tamin'i Abrahama hoe: "Akao amin'ny taranakao no hotahiana reo fianakavena daôly eran-tany." Tafaran'ny nananganan'Andrimanitra ny mpanompony, de nandefa an'azy ho anareo alô izy, mba hitahy anareo amin'ny fialanareo amin'ny faratsianareo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary am'zao de lazaiko aminareo, magnalavira an'reo leila reo ary avelao zareo fa raha avy amin'ôla io drafitra na io asa io, de ho fôgna zany. Fa raha avy amin'Andriamanitra kosa, de tsy ho azonareo foagnana zany ary ho avy aminareo fa miady amin'Andriamanitra nareo." De resy lahatra zareo.
|
||||
\v 38 \v 39 Ary am'zao de lazaiko aminareo, magnalavira an'reo leila reo ary avelao zareo fa raha avy amin'ôla io drafitra na io asa io, de ho fôgna zany. Fa raha avy amin'Andriamanitra kosa, de tsy ho azonareo foagnana zany ary ho avy aminareo fa miady amin'Andriamanitra nareo." De resy lahatra zareo.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Toko faha 8
|
Loading…
Reference in New Issue