auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-05 07:49:43 +08:00 committed by root
parent d58d220d23
commit 393c6efbec
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Takeo am-zany de notapenan'reo mpikambana akao am'filan-kevitra ny sofin'jareo, ary nikika niaraka tam'feo ambony, nihazakazaka izy reo nakeigny aminy. Notaritin'jareo ambelagn'tanàna izy ary nanomboka nitora-bato an'azy izy reo, ary reo vavolombelona de nametraka ny akanjony teo am'tongotr'le zaza là nantsovina hoe Saoly.
\v 57 \v 58 Takeo am-zany de notapenan'reo mpikambana akao am'filan-kevitra ny sofin'jareo, ary nikika niaraka tam'feo ambony, nihazakazaka izy reo nakeigny aminy. Notaritin'jareo ambelagn'tanàna izy ary nanomboka nitora-bato an'azy izy reo, ary reo vavolombelona de nametraka ny akanjony teo am'tongotr'le zaza là nantsovina hoe Saoly.

View File

@ -1 +1 @@
Raha nitora-bato an'i Stefana iny izy reo, niantso mafy ny Tompo izy ary niteny hoe: "Tompo Jesosy, raiso ny fagnahiko." Nendohalika izy ary niantso tam'feo mahery hoe: "Tompo, aza tazomina zao ota zao hanoherana an'azy reo." Rafa niteny zany izy de rendriky ny toromaso.
\v 59 \v 60 Raha nitora-bato an'i Stefana iny izy reo, niantso mafy ny Tompo izy ary niteny hoe: "Tompo Jesosy, raiso ny fagnahiko." Nendohalika izy ary niantso tam'feo mahery hoe: "Tompo, aza tazomina zao ota zao hanoherana an'azy reo." Rafa niteny zany izy de rendriky ny toromaso.