auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent c74dd891d9
commit 388e9ea982
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany zahay miteny aminareo ny filazantsar ze nampagnatenain'Andriamanitra tamin'ny raintsika ze efa tanterany ho antsika, zanak'izy reo, tamin'ny nananganany an'i Jesosy. Arak'ze efa vôsoratra akao amin'ny salamo faroa hoe: "Zanako enao, gniany de tonga Rainao za." Ny antony nananganana an'azy tamin'ny maty de ny mba tsy hahasimba mandrakizy ny vatagny, Andriamanitra nitare salan'zao: "Homeko an'nareo ny fitahiana masina sy azo antoka nampagnantegnana an'i Davi
No zany zahay miteny aminareo ny filazantsar ze nampagnategnan'Andriamanitra tamin'ny raintsika ze efa tanterany ho antsika, zanak'izy reo, tamin'ny nananganany an'i Jesosy. Arak'ze efa vôsoratra akao amin'ny salamo faroa hoe: "Zanako enao, gniany de tonga Rainao za." Ny antony nananganana an'azy tamin'ny maty de ny mba tsy hahasimba mandrakizy ny vatagny, Andriamanitra nitare salan'zao: "Homeko an'nareo ny fitahiana masina sy azo antoka nampagnantegnana an'i Davida."

1
13/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zany kô no natonga an'azy nitare tao amin'ny salamo hafa hoe: "Tsy hamely le Masina hatazagna ny lo enao." Satria rafa nanatanteraka reo fagnirian'Andriamanitra ho an'ny taranany i Davida de resin-tory izy, ka nampandrena niaraka tam'reo rainy izy ary