auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-08 17:36:28 +08:00 committed by root
parent c6d43afe33
commit 36eb0e8536
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa tam'alina de nisy anjelin'Andriamanitra ze Tompoko, ze Tompoiko iany kô- nitsangana takeo agnilakao ny anjeliny ary nitare hoe: "Aza matatra, ry Paoly. Tsy maintsy hitsangana akeo agnatrehan'i Kaisara enao, ary indro Andriamanitra akao am'hatsaram-pagnany no nagnome an'nao reo daôly miantsambo miaraka aminao." No zany mionogna, ry leilà! Fa matokyy an'Andriamanitra za fa hitranga araka ze vôlaza
Fa tam'alina de nisy anjelin'Andriamanitra ze Tompoko, ze Tompoiko iany kô- nitsangana takeo agnilakao ny anjeliny ary nitare hoe: "Aza matatra, ry Paoly. Tsy maintsy hitsangana akeo agnatrehan'i Kaisara enao, ary indro Andriamanitra akao am'hatsaram-pagnany no nagnome an'nao reo daôly miantsambo miaraka aminao." No zany mionogna, ry leilà! Fa matokyy an'Andriamanitra za fa hitranga araka ze vôlaza taminà zany. Saigny tsy maintsy hidona amina nosy maromaro tsika."