auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-19 15:25:40 +08:00 committed by root
parent a80fc2f783
commit 32abbc8907
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy aigny Mileto no nandefasany lehibe ho aigny Efesosy ary nampiantso ny loholon'ny fengonana hankeo amin'azy. Rafa tonga tao amin'azy zareo, de niteny tam-jareo hoe: "Ny vatantegnanareo mafantatra, hatramin'ny andro vôlôny nagnitsaka an'i Asia, de nanakôry no nandaniako ny fotônako niaraka taminareo. Za de nanompo ny Tompo tamin'ny fagnetren-tegna sy ranomaso, ary tao agnaty fijalena no nitranga taminà zany nony tetidratsin'reo Jiosy. Anareo de mafantatra fa tsy nitana fangignana tamin'ny fagnambarana tam'nareo ze nahasoa za, sy ny fomba nampianarako an'nareo teo amason'ôla sy tamin'ny isan-tragno, nitsanganako vavaolombelona teo am'reo
Avy aigny Mileto no nandefasany lehibe ho aigny Efesosy ary nampiantso ny loholon'ny fengonana hankeo amin'azy. Rafa tonga tao amin'azy zareo, de niteny tam-jareo hoe: "Ny vatantegnanareo mafantatra, hatramin'ny andro vôlôny nagnitsaka an'i Asia, de nanakôry no nandaniako ny fotônako niaraka taminareo. Za de nanompo ny Tompo tamin'ny fagnetren-tegna sy ranomaso, ary tao agnaty fijalena no nitranga taminà zany nony tetidratsin'reo Jiosy. Anareo de mafantatra fa tsy nitana fangignana tamin'ny fagnambarana tam'nareo ze nahasoa za, sy ny fomba nampianarako an'nareo teo amason'ôla sy tamin'ny isan-tragno, nitsanganako vavaolombelona teo am'reo Jiosy sy reo Jentilisa momba ny fibebana amin'Andriamanitra sy ny finona akao amin'i Jesosy Tompontsika.

1
20/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary am'zao fotôna zao, de ho aigny Jerosalema za, notiren'ny Fanahy Masina ka tsy haiko ze ahazo anà aigny