auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-19 16:10:44 +08:00 committed by root
parent 4514ba5306
commit 30990b667b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy aigny Mileto no nandefasany lehibe ho aigny Efesosy ary nampiantso ny loholon'ny fengonana hankeo amin'azy. Rafa tonga tao amin'azy zareo, de niteny tam-jareo hoe: "Ny vatantegnanareo mafantatra, hatramin'ny andro vôlôny nagnitsaka an'i Asia, de nanakôry no nandaniako ny fotônako niaraka taminareo. Za de nanompo ny Tompo tamin'ny fagnetren-tegna sy ranomaso, ary tao agnaty fijalena no nitranga taminà zany nony tetidratsin'reo Jiosy. Anareo de mafantatra fa tsy nitana fangignana ta
Avy aigny Mileto no nandefasany lehibe ho aigny Efesosy ary nampiantso ny loholon'ny fengonana hankeo amin'azy. Rafa tonga tao amin'azy zareo, de niteny tam-jareo hoe: "Ny vatantegnanareo mafantatra, hatramin'ny andro vôlôny nagnitsaka an'i Asia, de nanakôry no nandaniako ny fotônako niaraka taminareo. Za de nanompo ny Tompo tamin'ny fagnetren-tegna sy ranomaso, ary tao agnaty fijalena no nitranga taminà zany nony tetidratsin'reo Jiosy. Anareo de mafantatra fa tsy nitana fangignana tamin'ny fagnambarana tam'nareo ze nahasoa za, sy ny fomba nampianarako