auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 16:45:11 +03:00 committed by root
parent dd167abdbd
commit 2d5fa61c16
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary avekeo, ny fiangonana nanerana an'i Jodia daôly, Galilia, ary Samaria nanagna fiadanana ary vôorina; ary, nande tamin-tatra ny Tompo sy tamin
Ary avekeo, ny fiangonana nanerana an'i Jodia daôly, Galilia, ary Samaria nanagna fiadanana ary vôorina; ary, nande tamin-tatra ny Tompo sy tamin'ny fampiononan'ny Fanahy Masina, ka nitombo isa ny fiangonana. De tonga zany am'zao fotôna zao, raha nande nanerana ny faritra manontolo Petera, de nande nidigna taigny