auto save
This commit is contained in:
parent
19df0ca349
commit
2c5a7e479e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa mikasika an'reo Jentilisa ze nino, zahay de nagnoratra sy nagnome torolalana fa tokony hitandrina ny tegnany amin'ny ra vita sorogna ho an'ny sampy zareo, avy amin'ny rà, avy am'ze nokedaina, sy avy amin'ny fijangajangana. Avekeo de nalain'i Paoly reo leila, ary ny amaraigna, izy nagnadio ny tegnany niaraka tamin-jareo, niditra takao an-tempoly, nagnambara ny vanim-potônan'ny andron'ny fagnadiovana, mandra-pagnatitra ny fagnatitra ho an'ny ôla tsirai
|
||||
Fa mikasika an'reo Jentilisa ze nino, zahay de nagnoratra sy nagnome torolalana fa tokony hitandrina ny tegnany amin'ny ra vita sorogna ho an'ny sampy zareo, avy amin'ny rà, avy am'ze nokedaina, sy avy amin'ny fijangajangana. Avekeo de nalain'i Paoly reo leila, ary ny amaraigna, izy nagnadio ny tegnany niaraka tamin-jareo, niditra takao an-tempoly, nagnambara ny vanim-potônan'ny andron'ny fagnadiovana, mandra-pagnatitra ny fagnatitra ho an'ny ôla tsiraikarai
|
Loading…
Reference in New Issue