auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 20:46:33 +03:00 committed by root
parent 777ed1dd04
commit 2ab21c1f9a
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nampangina ny vahôka ny leben'ny tanàna, de niteny izy hoe: "Anao ôlon'ny Efesiosy, ôla iza no takeo ka tsy nafantatra fa ny tanànan'ny Efesiana de mpiambina ny tempolin'i Diana lehibe sy ny sar ze nilatsaka avy aigny an-dagnitra? Ary hita avekeo fa tsy azo lavina reo ra reo, de tokony hangina anareo ka tsy hagnano na ino na ino tsy am-peverana. Fa nentinareo aty amin'ny fitsarana reo leila reo ze sady tsy mpandroba tempoly no tsy mpiteny ratsy ny andriamanim-bavintsikana.
\v 35 \v 36 \v 37 Rafa nampangina ny vahôka ny leben'ny tanàna, de niteny izy hoe: "Anao ôlon'ny Efesiosy, ôla iza no takeo ka tsy nafantatra fa ny tanànan'ny Efesiana de mpiambina ny tempolin'i Diana lehibe sy ny sar ze nilatsaka avy aigny an-dagnitra? Ary hita avekeo fa tsy azo lavina reo ra reo, de tokony hangina anareo ka tsy hagnano na ino na ino tsy am-peverana. Fa nentinareo aty amin'ny fitsarana reo leila reo ze sady tsy mpandroba tempoly no tsy mpiteny ratsy ny andriamanim-bavintsikana.

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, raha managna fiampangana manohitra ny tsiraikaraika i Demetrio sy reo mpagnano asa tagnana ze miaraka amin'azy, de misokatra reo fitsarana ary misy solontegna akao. Avekao zareo hifampiampanga. Fa raha mitady ra momba ny olana hafa anareo, de tokony hatsangana amin'ny fivoriana ara-dalàna zany. Fa ndrindra tsika de tandindomin-doza ho vômpanga mikasika an'io andron'ny tabataba io. Tsisy varany zany fikorontanana zany, ary tsy ho afaka hagnazava zany tsikana." Rafa nikoragna an'zany izy, de noravainy ny fivoriana.
\v 38 \v 39 \v 40 \v 41 Noho zany, raha managna fiampangana manohitra ny tsiraikaraika i Demetrio sy reo mpagnano asa tagnana ze miaraka amin'azy, de misokatra reo fitsarana ary misy solontegna akao. Avekao zareo hifampiampanga. Fa raha mitady ra momba ny olana hafa anareo, de tokony hatsangana amin'ny fivoriana ara-dalàna zany. Fa ndrindra tsika de tandindomin-doza ho vômpanga mikasika an'io andron'ny tabataba io. Tsisy varany zany fikorontanana zany, ary tsy ho afaka hagnazava zany tsikana." Rafa nikoragna an'zany izy, de noravainy ny fivoriana.