diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt index f2a63fc..b623920 100644 --- a/02/18.txt +++ b/02/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 Ôtran'zany kô ny am'reo mpanompoko là sy ny mpanompoko vavy am'reo andro reo. Halatsako ny Fanako, ary zareo de haminagny. zao de hampiseho ra-magaga egny amin'ny lagnitra agnambo sy famantarana egny amin'ny tany ambany, rà, afo, ary enton-tsetroka. \ No newline at end of file +\v 18 Ôtran'zany kô ny am'reo mpanompoko là sy ny mpanompoko vavy am'reo andro reo. Halatsako ny Fanako, ary zareo de haminagny. \v 19 zao de hampiseho ra-magaga egny amin'ny lagnitra agnambo sy famantarana egny amin'ny tany ambany, rà, afo, ary enton-tsetroka. \ No newline at end of file diff --git a/02/20.txt b/02/20.txt index f489bb3..d32bc26 100644 --- a/02/20.txt +++ b/02/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Ny masoandro de ho lasana haizigna ary ny volana ho lasa rà, melôn'ny andro leibe sy miavaka hevian'ny Tompo. Ary ny ôla daôly ze miantso ny agnaran'Andriamanitra de ho vôvonjy. \ No newline at end of file +\v 20 Ny masoandro de ho lasana haizigna ary ny volana ho lasa rà, melôn'ny andro leibe sy miavaka hevian'ny Tompo. \v 21 Ary ny ôla daôly ze miantso ny agnaran'Andriamanitra de ho vôvonjy. \ No newline at end of file diff --git a/02/22.txt b/02/22.txt index 6c9c3c9..09d200c 100644 --- a/02/22.txt +++ b/02/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 \v 24 Ry olon'Israely, tandrineso zao teny zao: Jesosy avy aigny Nazareta, le ôla nabôgna an'nareo tamin'ny alalan'Andriamanitra mba ho marina am'reo asa leibe, reo fagagana, ary reo famantarana ze nataon'Andriamanitra taminazy teo ampovônareo, araka ny fantatry ny tenanareo. Io leilà io de natolotry ny drafitr'Andriamanitra ze efa nomagnina melô sy ny falalany, ary ny tagnan'ny mpandika lalàna sy anareo, namono an'azy tam'famantsena an'azy teo amin'ny hazo fijaliana. Fa Andriamanitra nanangana an'Azy, nagnafaka an'Azy tam'reo fanaintaignan'ny fafatesana, satria sarotra ho an'Azy ny niala tam-zany. \ No newline at end of file +\v 22 Ry olon'Israely, tandrineso zao teny zao: Jesosy avy aigny Nazareta, le ôla nabôgna an'nareo tamin'ny alalan'Andriamanitra mba ho marina am'reo asa leibe, reo fagagana, ary reo famantarana ze nataon'Andriamanitra taminazy teo ampovônareo, araka ny fantatry ny tenanareo. \v 23 Io leilà io de natolotry ny drafitr'Andriamanitra ze efa nomagnina melô sy ny falalany, ary ny tagnan'ny mpandika lalàna sy anareo, namono an'azy tam'famantsena an'azy teo amin'ny hazo fijaliana. \v 24 Fa Andriamanitra nanangana an'Azy, nagnafaka an'Azy tam'reo fanaintaignan'ny fafatesana, satria sarotra ho an'Azy ny niala tam-zany. \ No newline at end of file diff --git a/02/25.txt b/02/25.txt index 642876f..2c6f34d 100644 --- a/02/25.txt +++ b/02/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 Fa i Davida miteny momba an'azy hoe: "Nahita ny Tompo teo agnolôko mandrakariva za, fa aketo an-tagnan-kavanako Izy ka tsy tokony hangozohozo za. De tegna faly ny foko ary niravoravo ny lelako. Ary ihany kô, ny nofoko hivelona amin'ny fatokiana. \ No newline at end of file +\v 25 Fa i Davida miteny momba an'azy hoe: "Nahita ny Tompo teo agnolôko mandrakariva za, fa aketo an-tagnan-kavanako Izy ka tsy tokony hangozohozo za. \v 26 De tegna faly ny foko ary niravoravo ny lelako. Ary ihany kô, ny nofoko hivelona amin'ny fatokiana. \ No newline at end of file diff --git a/02/27.txt b/02/27.txt index 3455ed6..a9e2d10 100644 --- a/02/27.txt +++ b/02/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 Fa tsy nilôsanao ho aigny amin'ny Fiaignan-tsy hita ny fagnako ary tsy hamela ny Iray Masina ho lo enao. Nampafantatra anà reo lalan'ny fiaignana Enao; Enao de hameno fifaliana anà amin'ny endrikao. \ No newline at end of file +\v 27 Fa tsy nilôsanao ho aigny amin'ny Fiaignan-tsy hita ny fagnako ary tsy hamela ny Iray Masina ho lo enao. \v 28 Nampafantatra anà reo lalan'ny fiaignana Enao; Enao de hameno fifaliana anà amin'ny endrikao. \ No newline at end of file diff --git a/02/29.txt b/02/29.txt index c8fe273..5de509b 100644 --- a/02/29.txt +++ b/02/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 \v 30 \v 31 Ry rahalà, afaka miresaka aminareo am-pitokina momba an'i Davida Patriarika za: Efa maty izy no nalevigna, ary ny fasagny de aketo amintsika mandrak-zao. No zany, mpaminagny izy ary fantany fa efa nianiana taminy Andriamanitra, fa ny taranagny no akeo akeo amin'ny seza fendrianany. Efa hitany zany de nikoragna mikasika ny fitsangananan'i Kristy tamin'ny fafatesana, sady izy tsy navela takao amin'ny fiaignan-tsy hita, no tsy nagnano ny nofony ho tratry ny fahalovana. \ No newline at end of file +\v 29 Ry rahalà, afaka miresaka aminareo am-pitokina momba an'i Davida Patriarika za: Efa maty izy no nalevigna, ary ny fasagny de aketo amintsika mandrak-zao. \v 30 No zany, mpaminagny izy ary fantany fa efa nianiana taminy Andriamanitra, fa ny taranagny no akeo akeo amin'ny seza fendrianany. \v 31 Efa hitany zany de nikoragna mikasika ny fitsangananan'i Kristy tamin'ny fafatesana, sady izy tsy navela takao amin'ny fiaignan-tsy hita, no tsy nagnano ny nofony ho tratry ny fahalovana. \ No newline at end of file diff --git a/02/32.txt b/02/32.txt index 7b7a0cf..29415a8 100644 --- a/02/32.txt +++ b/02/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 Io Jesosy io-Andriamanitra no nanangana an'Azy, ka vavolombelon'zany zahay daôly. No zany rafa nasandratry ny tagnan'ankavanan'Andriamanitra Izy de nandray ny Fanahy Masina nampagnantenaina avy tamin'ny Ray, efa narotsagny izany, ze hitanareo sy reigninareo. \ No newline at end of file +\v 32 Io Jesosy io-Andriamanitra no nanangana an'Azy, ka vavolombelon'zany zahay daôly. \v 33 No zany rafa nasandratry ny tagnan'ankavanan'Andriamanitra Izy de nandray ny Fanahy Masina nampagnantenaina avy tamin'ny Ray, efa narotsagny izany, ze hitanareo sy reigninareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/34.txt b/02/34.txt index 91d0143..7cb08c2 100644 --- a/02/34.txt +++ b/02/34.txt @@ -1 +1 @@ -\v 34 \v 35 \v 36 Fa i Davida de tsy niakatra taigny an-dagnitra fa izy nitare hoe: 'Ny Tompo nilaza tamin'ny Tompoko, "mipetra aketo an-tagnako ankavanako, mandra-pagnanôvako ny favalonao ho fitôran-tongotrao." No zany, ôka ho fantatry ny daôly ny tranon'Israely fa Andriamanitra no nagnano an'Azy ho Tompo sy Kristy, le Jesosy ze nombonareo." \ No newline at end of file +\v 34 Fa i Davida de tsy niakatra taigny an-dagnitra fa izy nitare hoe: 'Ny Tompo nilaza tamin'ny Tompoko, "mipetra aketo an-tagnako ankavanako, \v 35 mandra-pagnanôvako ny favalonao ho fitôran-tongotrao." \v 36 No zany, ôka ho fantatry ny daôly ny tranon'Israely fa Andriamanitra no nagnano an'Azy ho Tompo sy Kristy, le Jesosy ze nombonareo." \ No newline at end of file diff --git a/02/37.txt b/02/37.txt index 74c2fc6..cbd00f2 100644 --- a/02/37.txt +++ b/02/37.txt @@ -1 +1 @@ -\v 37 \v 38 \v 39 Ary raha nareigny an'zany izy reo, vôtsindrona ny fon'jareo, ary niteny tamin'i Petera sy reo apostoly ambiny hoe: "Rahalà, ino no tokony ho ataonay?" Avy akeo Petera nitare tam-jareo hoe: "Mibeba magnanôva batisa, anareo tsiraikaraika avy, amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy mba ho famelana ny fahotanareo, sy mba handraisanareo ny fagnomezan'ny Fanahy Masina. Fa ny fampagnantenana de ho anareo sy ny zanakareo ary reo daôly ze lavitra, ka ho betsaka reo ôla ze ho antsovin'ny Tompo Andriamanintsika." \ No newline at end of file +\v 37 Ary raha nareigny an'zany izy reo, vôtsindrona ny fon'jareo, ary niteny tamin'i Petera sy reo apostoly ambiny hoe: "Rahalà, ino no tokony ho ataonay?" \v 38 Avy akeo Petera nitare tam-jareo hoe: "Mibeba magnanôva batisa, anareo tsiraikaraika avy, amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy mba ho famelana ny fahotanareo, sy mba handraisanareo ny fagnomezan'ny Fanahy Masina. \v 39 Fa ny fampagnantenana de ho anareo sy ny zanakareo ary reo daôly ze lavitra, ka ho betsaka reo ôla ze ho antsovin'ny Tompo Andriamanintsika." \ No newline at end of file diff --git a/02/40.txt b/02/40.txt index 3932534..0bab156 100644 --- a/02/40.txt +++ b/02/40.txt @@ -1 +1 @@ -\v 40 \v 41 \v 42 Niaraka tamin'ny teny betsaka hafa no nijoroany ho vavolombelona sy nandrisiny an'azy reo; nilaza izy hoe: "Vonjeo ny tegnanao am'ty taranaka ratsy fagna ty." Ary izy reo nandray ny teniny ka natao batisa, ary tokony fagnan'ôla teo am'telo arivo takeo no nampena tamin'io andro io. Nanohy sy niharitra ny asa fitoriana sy ny fampenaran'ny apostoly zareo, teo amin'ny fanampahany ny mogo sy ny fivavahana. \ No newline at end of file +\v 40 \v 42 Niaraka tamin'ny teny betsaka hafa no nijoroany ho vavolombelona sy nandrisiny an'azy reo; nilaza izy hoe: "Vonjeo ny tegnanao am'ty taranaka ratsy fagna ty." \v 41 Ary izy reo nandray ny teniny ka natao batisa, ary tokony fagnan'ôla teo am'telo arivo takeo no nampena tamin'io andro io. Nanohy sy niharitra ny asa fitoriana sy ny fampenaran'ny apostoly zareo, teo amin'ny fanampahany ny mogo sy ny fivavahana. \ No newline at end of file