auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 18:53:47 +03:00 committed by root
parent 47ec53051c
commit 282dde6c99
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary tam'zany, raha nande nande nankaigny amin'ny tôram-pivavahana zahay, de nisy gaognavavy raika ze managna fagnahin'ny sikidy nifagnena taminay. Nitondra tombony betsaka ho an'ny tompony tamin'ny alalan'ny sikidy izy. Nagnaraka an'nay sy Paoly avy akao afaran'io vevavy io ary nagnantso mafy, nagnano hoe: "Reo leila reo de mpanompon'Andriamanitra Avo Ndrindra. Magnambara aminareo ny lalam-pamonjena zareo." Nagnano an'zany nandritry ny andro maro izy. Fa i Paoly de nagnomboka sosy tamin'azy ka nitodika ary nitare tamin'ny fagnahy hoe: "m
Ary tam'zany, raha nande nande nankaigny amin'ny tôram-pivavahana zahay, de nisy gaognavavy raika ze managna fagnahin'ny sikidy nifagnena taminay. Nitondra tombony betsaka ho an'ny tompony tamin'ny alalan'ny sikidy izy. Nagnaraka an'nay sy Paoly avy akao afaran'io vevavy io ary nagnantso mafy, nagnano hoe: "Reo leila reo de mpanompon'Andriamanitra Avo Ndrindra. Magnambara aminareo ny lalam-pamonjena zareo." Nagnano an'zany nandritry ny andro maro izy. Fa i Paoly de nagnomboka sosy tamin'azy ka nitodika ary nitare tamin'ny fagnahy hoe: "Mandidy an'nao amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy za mbô hivôka akao amin'azy." Ary nivôka avy hatraigny zany.

1
16/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa tazagn'reo tompony fa lasa le fagnantenana ny amin'ny tombony ho an-jareo, de nosamborin-jareo i Paoly sy Silasy ary