auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 20:28:16 +08:00 committed by root
parent 28e85171e9
commit 2650eca271
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha mbola niteny an'zany ra zany i Petera, de nilatsaka tam'reo ze nitaino ny teniny ny Fanahy Masina. Reo ôla tao agnatina'ny vondron'ny mpino vôfora reo ze niaraka tamin'i Petera daôly de gaga, satria ny fagnomezan'ny Fanahy Masina de narotsaka ho an'ny Jentilisa kô.
\v 44 \v 45 Raha mbola niteny an'zany ra zany i Petera, de nilatsaka tam'reo ze nitaino ny teniny ny Fanahy Masina. Reo ôla tao agnatina'ny vondron'ny mpino vôfora reo ze niaraka tamin'i Petera daôly de gaga, satria ny fagnomezan'ny Fanahy Masina de narotsaka ho an'ny Jentilisa kô.

View File

@ -1 +1 @@
Fa reign'jareo reo Jentilisa ze niteny am'reo fiteny hafa sy mankalaza an'Andriamanitra. De namaly Petera hoe: Anga ma misy ôla afaka mitana rano mba tsy hagnanôvana batisa an'azy reo, reo ôla ze nadray ny Fanahy Masina ôtra antsika kô? De nandidy an'azy reo mba atao batisa amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy izy. Ary nangataka an'azy zareo mba hipetraka hiaraka am-jareo mandritra ny andro vitsivitsy.
\v 46 \v 47 \v 48 Fa reign'jareo reo Jentilisa ze niteny am'reo fiteny hafa sy mankalaza an'Andriamanitra. De namaly Petera hoe: Anga ma misy ôla afaka mitana rano mba tsy hagnanôvana batisa an'azy reo, reo ôla ze nadray ny Fanahy Masina ôtra antsika kô? De nandidy an'azy reo mba atao batisa amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy izy. Ary nangataka an'azy zareo mba hipetraka hiaraka am-jareo mandritra ny andro vitsivitsy.