From 1f77952fab9d929b0caa9a9d0d0f3a34a24df4b1 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 15:36:05 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 05/19.txt | 2 +- 05/22.txt | 2 +- 05/24.txt | 2 +- 05/26.txt | 2 +- 4 files changed, 4 insertions(+), 4 deletions(-) diff --git a/05/19.txt b/05/19.txt index 3b2478a..3b5c1b8 100644 --- a/05/19.txt +++ b/05/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 Ary nakeka andro de nisy anjelin'ny Tompo nanokatra ny varavaran'ny tragno maizigna ary namôka an-jareo tao sy niteny hoe: Mandiana, mitsangana akao amin'ny Tempoly ary mitarava amin'reo ôla ny teny am'ty fiaignana ty. Rafa nareigny an'zany zareo, de nidritra tao amin'ny tempoly zareo ra vô keka ny andro ka nampianatra. Fa tonga ny mpisorogna be, sy reo ze niaraka tamin'azy, namory reo fitsarana daôly, reo loholon'reo vahôkan'Israely, ary nalefa tao an-dragno maizigna mba hamôaka reo apostoly. \ No newline at end of file +\v 19 Ary nakeka andro de nisy anjelin'ny Tompo nanokatra ny varavaran'ny tragno maizigna ary namôka an-jareo tao sy niteny hoe: \v 20 Mandiana, mitsangana akao amin'ny Tempoly ary mitarava amin'reo ôla ny teny am'ty fiaignana ty. \v 21 Rafa nareigny an'zany zareo, de nidritra tao amin'ny tempoly zareo ra vô keka ny andro ka nampianatra. Fa tonga ny mpisorogna be, sy reo ze niaraka tamin'azy, namory reo fitsarana daôly, reo loholon'reo vahôkan'Israely, ary nalefa tao an-dragno maizigna mba hamôaka reo apostoly. \ No newline at end of file diff --git a/05/22.txt b/05/22.txt index d70051b..d4bad30 100644 --- a/05/22.txt +++ b/05/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 Fa nony tonga le mpiambina de tsy natazagna an'azy reo tao am-ponja, ka niverigna zareo ary niteny hoe: "Natazagna ny fonja mihidy tsara zahay ary ny mpiambina de mitsangana miambina teo am-baravaragna, fa rafa nosokafinay zany, de tsy nahita ôla tao agnatiny zahay." \ No newline at end of file +\v 22 Fa nony tonga le mpiambina de tsy natazagna an'azy reo tao am-ponja, ka niverigna zareo ary niteny hoe: \v 23 "Natazagna ny fonja mihidy tsara zahay ary ny mpiambina de mitsangana miambina teo am-baravaragna, fa rafa nosokafinay zany, de tsy nahita ôla tao agnatiny zahay." \ No newline at end of file diff --git a/05/24.txt b/05/24.txt index 9c77d10..e42f680 100644 --- a/05/24.txt +++ b/05/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 Ary rafa nareigny an'zany ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly sy reo mpisorogna be, de very hevitra tanteraka zareo nakasika ny ra mety hitranga. Fa nisy ôla tonga ary niteny tamin'jareo nagnano hoe: "Reo leila ze nataonareo tao an-trano maizina de mitsangana akao amin'ny tempoly ary mampianatra ny vahôka." \ No newline at end of file +\v 24 Ary rafa nareigny an'zany ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly sy reo mpisorogna be, de very hevitra tanteraka zareo nakasika ny ra mety hitranga. \v 25 Fa nisy ôla tonga ary niteny tamin'jareo nagnano hoe: "Reo leila ze nataonareo tao an-trano maizina de mitsangana akao amin'ny tempoly ary mampianatra ny vahôka." \ No newline at end of file diff --git a/05/26.txt b/05/26.txt index 8919cd3..1231a29 100644 --- a/05/26.txt +++ b/05/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 \v 27 \v 28 Ary lasana ny leibein'ny mpiambina niarka tamin'reo mpiambina, ary nitondra an'azy reo niverigna, tamim-pilaminana, satria natatra ny vahôka zareo saode torany vato. Rafa nitaondra an'azy reo zareo, de nandefa an'azy reo teo agnatrehan'ny fitsarana. Nagnadihady an'azy reo ny mpisorogna be, niteny hoe: Noferanay mafy anareo mba tsy hampianatra an'io agnarana io, kanefa nofenonareo ny fampianaranareo i Jerosalema, ary tenareo ho tompon'andraikitra amin'ny ràn'io leila io zahay." \ No newline at end of file +\v 26 Ary lasana ny leibein'ny mpiambina niarka tamin'reo mpiambina, ary nitondra an'azy reo niverigna, tamim-pilaminana, satria natatra ny vahôka zareo saode torany vato.\v 27 Rafa nitaondra an'azy reo zareo, de nandefa an'azy reo teo agnatrehan'ny fitsarana. Nagnadihady an'azy reo ny mpisorogna be, \v 28 niteny hoe: Noferanay mafy anareo mba tsy hampianatra an'io agnarana io, kanefa nofenonareo ny fampianaranareo i Jerosalema, ary tenareo ho tompon'andraikitra amin'ny ràn'io leila io zahay." \ No newline at end of file