auto save
This commit is contained in:
parent
6e7d6a80b6
commit
1f504017f3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Josefa de naniraka reo rahalany hiteny an'i jakoba rainy mba hoavy aigny Egypta, miaraka am'reo havany daôly, teo amin'ny dimy ambin'ny fitopolo ôla ra
|
||||
Josefa de naniraka reo rahalany hiteny an'i jakoba rainy mba hoavy aigny Egypta, miaraka am'reo havany daôly, teo amin'ny dimy ambin'ny fitopolo ôla raha atambatra. No zany Jakoba de nidina takao Egypta, ary maty izy, izy sy reo razantsika. Nolajaina ho aigny Sekema izy reo ary nalevina takao am'le fasagna ze novidin'i Abrahama tamin'ny volafotsy tam'reo zanak'i Hamora taigny
|
Loading…
Reference in New Issue