auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent 092b23b15a
commit 1d2c2ce6ff
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nisy Jiosy raika nantsovina hoe Apolosy, teraka taigny Aleksandria, tonga takao Efesosy. Izy de nahay nanda-teny sady nalala tsara ny Soratra Masina. Apolosy de nampegnarina tamin'ny fampegnaran'ny Tompo. Mafatra-po amin'ny fagna, izy niteny sy nampianatra marina reo ra makasika an'i Jesosy, kanefa ny batisan'i Jaona ihany no fantany. Apolosy nanomboka nitare am-pasahina tao amin'ny synago
Ary nisy Jiosy raika nantsovina hoe Apolosy, teraka taigny Aleksandria, tonga takao Efesosy. Izy de nahay nanda-teny sady nalala tsara ny Soratra Masina. Apolosy de nampegnarina tamin'ny fampegnaran'ny Tompo. Mafatra-po amin'ny fagna, izy niteny sy nampianatra marina reo ra makasika an'i Jesosy, kanefa ny batisan'i Jaona ihany no fantany. Apolosy nanomboka nitare am-pasahina tao amin'ny synagoga. Fa rafa nareigny an'azy i Prisila sy Akoila, de naka an'azy ho akeigny amin'ny sisiny ary nagnazava tamin'azy marina kokô ny lalan'Andriamanitra.

1
18/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
R