auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 19:01:27 +03:00 committed by root
parent 3483a27660
commit 1c508c145f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary tam'zany, raha nande nande nankaigny amin'ny tôram-pivavahana zahay, de nisy gaognavavy raika ze managna fagnahin'ny sikidy nifagnena taminay. Nitondra tombon
Ary tam'zany, raha nande nande nankaigny amin'ny tôram-pivavahana zahay, de nisy gaognavavy raika ze managna fagnahin'ny sikidy nifagnena taminay. Nitondra tombony betsaka ho an'ny tompony tamin'ny alalan'ny sikidy izy. Nagnaraka an'nay sy Paoly avy akao afaran'io vevavy io ary nagnantso mafy, nagnano hoe: "Reo leila reo de mpanompon'Andriamanitra Avo Ndrindra. Magnambara aminareo ny lalam-pamonjena zareo." Nagnano an'zany nandritry ny andro maro izy. Fa i Paoly de nagnomboka sosy tamin'azy ka nitod