auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 17:38:15 +08:00 committed by root
parent f55a58b811
commit 14af794b95
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa i Petera sy reo apostoly namaly hoe: "Zahay de tokony hagneky an'Andriamanitra non'ny ôla. Ny Andriamanitrin'ny razagnay nanangana an'i jesosy, ze novonoinareo tamin'ny fagnantognana an'Azy teo amin'ny kakazo. Andriamanitra nanandratra an'Azy teo amin'ny tagnana an-kavanana mba ho Tompo sy Mpamonjy, mba hagnome fibebana ho an'Israely, sy famelan-keloka. Zahay de vavolombelona ny amin'zany ra zany, ary k
Fa i Petera sy reo apostoly namaly hoe: "Zahay de tokony hagneky an'Andriamanitra non'ny ôla. Ny Andriamanitrin'ny razagnay nanangana an'i jesosy, ze novonoinareo tamin'ny fagnantognana an'Azy teo amin'ny kakazo. Andriamanitra nanandratra an'Azy teo amin'ny tagnana an-kavanana mba ho Tompo sy Mpamonjy, mba hagnome fibebana ho an'Israely, sy famelan-keloka. Zahay de vavolombelona ny amin'zany ra zany, ary kô ny Fanahy Masina, ze namen'Andriamanitra ho an'reo magneky an'Azy."

1
05/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Raha nareigny zany reo tao amin'ny fitsarana de sosy zareo ary nitady