auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 17:23:38 +08:00 committed by root
parent 60ce383d39
commit 1348563240
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa lasa i Barnabasy sy i Paoly, de nengavy an'azy reo ny ôla mba hitorian'jareo reo teny reo ihany amin'ny Sabata magnaraka. Rafa tapitra ny fivoriana tao amin'ny Synagoga, de maro tam'reo Jiosy sy reo Synagoga, de maro tam'reo Jiosy sy reo proselita mafatra-po no nagnaraka an'i Paoly sy Barnabasy,
Rafa lasa i Barnabasy sy i Paoly, de nengavy an'azy reo ny ôla mba hitorian'jareo reo teny reo ihany amin'ny Sabata magnaraka. Rafa tapitra ny fivoriana tao amin'ny Synagoga, de maro tam'reo Jiosy sy reo Synagoga, de maro tam'reo Jiosy sy reo proselita mafatra-po no nagnaraka an'i Paoly sy Barnabasy, ze niresaka tam'jareo sy nampirisika an'azy mba hanohy akao amin'ny fahasoavan'Andriamanitra.

1
13/44.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tamin'ny Sabata magnaraka, de saika ny tanàna magnontolo no niaraka niangona mba hareigny ny tenin'ny Tompo. Rafa natazagna reo vahôka ny Jiosy, de