auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 15:36:05 +08:00 committed by root
parent 7ae482d9c5
commit 0ef0d3de5e
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Satria reo patriarika de nialona an'i Josefa ka namidin'jareo taigny Egypta izy; fa Andriamanitra de niaraka taminazy ary namonjy an'azy tam'reo olagny daôly. I Josefa de nomeny fankasitrana sy fahendrena teo agnatrehan'i Farao, mpanjakan'Egypta, ze nametraka an'azy ho governora manapaka an'Egypta sy ambonin'reo fanagnany daôly.
\v 9 Satria reo patriarika de nialona an'i Josefa ka namidin'jareo taigny Egypta izy; fa Andriamanitra de niaraka taminazy \v 10 ary namonjy an'azy tam'reo olagny daôly. I Josefa de nomeny fankasitrana sy fahendrena teo agnatrehan'i Farao, mpanjakan'Egypta, ze nametraka an'azy ho governora manapaka an'Egypta sy ambonin'reo fanagnany daôly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Ary de tonga ny silaona an'Egypta sy Kanana, sy fijalena leibe, ary reo razantsika de tsy nahita sakafo. Fa rafa nareigny i Jakaba fa nisy vary takao Egypta, nandefa reo razantsika tamin'ny den'jareo vôlôny izy. Tamin'ny den'jareo faroa i Josefa nampahafantatra ny tegnany tam'reo rahalany, ary ny fianakavian'i Josefa de lasa fantatr'i Farao.
\v 11 Ary de tonga ny silaona an'Egypta sy Kanana, sy fijalena leibe, ary reo razantsika de tsy nahita sakafo. \v 12 Fa rafa nareigny i Jakaba fa nisy vary takao Egypta, nandefa reo razantsika tamin'ny den'jareo vôlôny izy.\v 13 Tamin'ny den'jareo faroa i Josefa nampahafantatra ny tegnany tam'reo rahalany, ary ny fianakavian'i Josefa de lasa fantatr'i Farao.