auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 18:08:41 +03:00 committed by root
parent e07861b4e1
commit 0cc14748c9
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tonga taigny Derbe sy Lystra iany kô Paoly, ary indro, takeo le mpianatra raika antsovina hoe Timoty, zanaka lahin'ny vevavy Jiosy ze nino; Grika ny rainy. Izy de tsara laza tam'reo ralàny ze taigny Lystra ary Ikonioma. Ten'i Paoly hiara-de amin'azy izy;
Tonga taigny Derbe sy Lystra iany kô Paoly, ary indro, takeo le mpianatra raika antsovina hoe Timoty, zanaka lahin'ny vevavy Jiosy ze nino; Grika ny rainy. Izy de tsara laza tam'reo ralàny ze taigny Lystra ary Ikonioma. Ten'i Paoly hiara-de amin'azy izy; de nalainy izy ary noforany noho reo Jiosy ze takeo am'reo tôrana reo, satria fantatr'izy daôly fa Grika ny rainy.

1
16/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Raha nande namakivaky reo tanàna maro zareo, de nagnolotra toromarika ho an'reo mpino mbô hankato ny fampenarana, ze nosor