auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 18:23:42 +08:00 committed by root
parent bacab299f3
commit 0bd72fb1b9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Niala avy teo zahay no nentsambo ka tonga taigny amin'ny tanànan'i Regioma. Ary rafa afaka rai andro de nisy rivotra nitsoka avy aigny atsimo, ka rao andro zahay de tonga takao amin'ny tanànan'i Potioly. Takao no natazagnan'reo rahala sasagny ary nagnasa an'nay mba hijanona hiaraka
Niala avy teo zahay no nentsambo ka tonga taigny amin'ny tanànan'i Regioma. Ary rafa afaka rai andro de nisy rivotra nitsoka avy aigny atsimo, ka rao andro zahay de tonga takao amin'ny tanànan'i Potioly. Takao no natazagnan'reo rahala sasagny ary nagnasa an'nay mba hijanona hiaraka amin'jareo madritry ny fito andro. Tamin'ny alalan'zany no natongavanay taigny Roma. Avy teigny reo rahala, tafaran'ny nadrignesan'jareo ny momba an'nay, de tonga nitsena an'nay hatraigny amin'ny tsenan'i Apio sy reo tragnom-ha