auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 13:21:45 +03:00 committed by root
parent b5e1c20e13
commit 0b57598442
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny Jiosy sasagny avy akao Antokia sy Ikonioma de tonga ary nandresy lahatra ny vahôka. Zareo itora-bato an'i Paoly sy nitarika an'azy hivôka ny tanàna, ary nieritreritra fa maty izy. Ary raha mbôla nitsangana nagnodidina an'azy takeo reo mpianatra, de nitsanana izy ary niditra ny tanàna. Ny
Fa ny Jiosy sasagny avy akao Antokia sy Ikonioma de tonga ary nandresy lahatra ny vahôka. Zareo itora-bato an'i Paoly sy nitarika an'azy hivôka ny tanàna, ary nieritreritra fa maty izy. Ary raha mbôla nitsangana nagnodidina an'azy takeo reo mpianatra, de nitsanana izy ary niditra ny tanàna. Ny amaraignan'igny, de nande nankaigny Derbe niaraka tamin'i Barnabasy izy.

1
14/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avekeo zareo nagnambara ny filazantsara takao am'zany tanàna zany ka nahazo mpianatra betsaka, niverina takao Lystra