auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 18:23:42 +08:00 committed by root
parent f28e8443a7
commit 0838dfc6f9
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany, tokony ho fantatrareo fa zany famonjen'Andriamanitra zany de nalefa tam'reo Jentilisa, ary hitaino zareo." (Fagnamarihana eigny amin'ny farany ambanin'ny pejy: Asa 28:29 Ny antontan-taratasy sasagny de managna ny andininy. 29 hoe: "Rafa nitare reo ra reo izy, de lasana ny Jiosy. Nisy famaliana be takeo am'jareo.")
\v 28 \v 29 No zany, tokony ho fantatrareo fa zany famonjen'Andriamanitra zany de nalefa tam'reo Jentilisa, ary hitaino zareo." (Fagnamarihana eigny amin'ny farany ambanin'ny pejy: Asa 28:29 Ny antontan-taratasy sasagny de managna ny andininy. 29 hoe: "Rafa nitare reo ra reo izy, de lasana ny Jiosy. Nisy famaliana be takeo am'jareo.")

View File

@ -1 +1 @@
Paoly de niaigna nandritry ny roa taona be zao takao amin'ny tragnony nofainy magnokana, ary nandray ze daôly tonga tao amin'azy izy. Nanambara ny fanjakan'Andriamanitra izy ary nampianatra reo ra momban'i Tompo Jesosy Kristy tamin'ny fasahiana. Ary tsisy nanakana an'az
\v 30 \v 31 Paoly de niaigna nandritry ny roa taona be zao takao amin'ny tragnony nofainy magnokana, ary nandray ze daôly tonga tao amin'azy izy. Nanambara ny fanjakan'Andriamanitra izy ary nampianatra reo ra momban'i Tompo Jesosy Kristy tamin'ny fasahiana. Ary tsisy nanakana izy.