auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-15 06:32:31 +08:00 committed by root
parent 85effb9274
commit 06a2f6c71d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zanay, ny hevitro de tsy tokony hagnakorontagna reo avy amin'ny Jentilisa ze nitodika tamin'Andriamanitra tsika. Fa tsika de hanoratra ho an'azy reo fa tsy maintsy miala amin'ny falotoan'reo sampy zareo, amin'ny favetavetana, ary amin'ny henan'ny biby vôkenda, sy amin'ny rà izy reo. Satria Mosesy de efa vômbara tamin'ny isan-tanàna tamin'ny andro talô ary izy de vakina
No zanay, ny hevitro de tsy tokony hagnakorontagna reo avy amin'ny Jentilisa ze nitodika tamin'Andriamanitra tsika. Fa tsika de hanoratra ho an'azy reo fa tsy maintsy miala amin'ny falotoan'reo sampy zareo, amin'ny favetavetana, ary amin'ny henan'ny biby vôkenda, sy amin'ny rà izy reo. Satria Mosesy de efa vômbara tamin'ny isan-tanàna tamin'ny andro talô ary izy de vakina akao amin'reo synagoga isaky ny Sabata."

1
15/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
De ôtran'ny tsara tam'reo apostoly sy reo loholona, niaraka tamin'ny fengonana manontolo, ny hifidy an'i Joda ze antsovina hoe Bar