diff --git a/09/13.txt b/09/13.txt index 2fe5fe7..503f060 100644 --- a/09/13.txt +++ b/09/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 \v 16 Fa namaly Ananiasy hoe: "Tompo, efa nandregny tamin'ny maro momba an'io ôla io za, makasika ny ratsy nataony tamin'ny ôla masina tao Jerosalema. Nanagna faefana tam'reo lôhan'ny mpisorogna izy mbô hisambotra ze daôly magnantso ny Agnaranao aketo." Fa ny Tompo nitare tamin'azy hoe: "Mandiana, fa izy de fitaovana nofidiko, mbô hitondra ny Agnarako akeo agnolôn'ny Jentilisa sy reo mpanjaka ary ny Zanak'Israely; fa ho abôgnako an'azy hoe magnakôry ny fijaleny noho ny amin'ny Agnarako." \ No newline at end of file +\v 13 Fa namaly Ananiasy hoe: "Tompo, efa nandregny tamin'ny maro momba an'io ôla io za, makasika ny ratsy nataony tamin'ny ôla masina tao Jerosalema. \v 14 Nanagna faefana tam'reo lôhan'ny mpisorogna izy mbô hisambotra ze daôly magnantso ny Agnaranao aketo." \v 15 Fa ny Tompo nitare tamin'azy hoe: "Mandiana, fa izy de fitaovana nofidiko, mbô hitondra ny Agnarako akeo agnolôn'ny Jentilisa sy reo mpanjaka ary ny Zanak'Israely; \v 16 fa ho abôgnako an'azy hoe magnakôry ny fijaleny noho ny amin'ny Agnarako." \ No newline at end of file diff --git a/09/17.txt b/09/17.txt index 76ed719..702f008 100644 --- a/09/17.txt +++ b/09/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 \v 19 De lasa i Ananiasy, ary niditra takao amin'ny tragno. Nametraka ny tagnany takeo amin'azy, de nitare izy hoe: "Ralahy Saoly, ny Tompo Jesosy, ze nibôgna taminao taigny an-dalana rafa nankaty anao, no nandefa anà taty mbô mety hahiratanao ary ho feno ny Fanahy Masina." Teo no eo de ra ôtran'ny kiran-dapia no niendaka avy hatraigny takeo amin'ny mason'i Saoly, ary nahiratra izy; nitsangana izy ary natao batisa; ary nihinana izy ka nahazo hery. Nipetraka niaraka tam'reo mpianatra takao Damaskosy nandritry ny andro maro izy. \ No newline at end of file +\v 17 De lasa i Ananiasy, ary niditra takao amin'ny tragno. Nametraka ny tagnany takeo amin'azy, de nitare izy hoe: "Ralahy Saoly, ny Tompo Jesosy, ze nibôgna taminao taigny an-dalana rafa nankaty anao, no nandefa anà taty mbô mety hahiratanao ary ho feno ny Fanahy Masina." \v 18 Teo no eo de ra ôtran'ny kiran-dapia no niendaka avy hatraigny takeo amin'ny mason'i Saoly, ary nahiratra izy; nitsangana izy ary natao batisa; \v 19 ary nihinana izy ka nahazo hery. Nipetraka niaraka tam'reo mpianatra takao Damaskosy nandritry ny andro maro izy. \ No newline at end of file diff --git a/09/20.txt b/09/20.txt index b268522..b49d142 100644 --- a/09/20.txt +++ b/09/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 \v 22 Avy hatraigny de nagnambara an'i Jesosy takao amin'ny Synagoga izy, nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra. Ze daôly naregny an'azy de gaga ary nikoragna hoe: "Tsy io ôla io ma no namono reo takaigny Jerosalema ze nagnantso tamin'io Agnarana io? Tonga taketo izy mbô haka an-jareo ho fatorana ho aigny amin'ny mpisorognabe." Fa lasana nihanahery i Saoly, ary nampahery ny Jiosy ze nipetraka takao Damaskosy ka nanaporofo fa Jesosy no Kristy. \ No newline at end of file +\v 20 Avy hatraigny de nagnambara an'i Jesosy takao amin'ny Synagoga izy, nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra. \v 21 Ze daôly naregny an'azy de gaga ary nikoragna hoe: "Tsy io ôla io ma no namono reo takaigny Jerosalema ze nagnantso tamin'io Agnarana io? Tonga taketo izy mbô haka an-jareo ho fatorana ho aigny amin'ny mpisorognabe." \v 22 Fa lasana nihanahery i Saoly, ary nampahery ny Jiosy ze nipetraka takao Damaskosy ka nanaporofo fa Jesosy no Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 37e9c74..eeca312 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -170,6 +170,9 @@ "09-05", "09-08", "09-10", + "09-13", + "09-17", + "09-20", "10-01", "10-03", "10-07",