auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 17:38:15 +08:00 committed by root
parent 55cc705a3b
commit 04b31848b6
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha mbola nieritreritra momba an'le fahitana i Petera, de niteny tamin'azy ny Fagna hoe: "Io leila telo mivavaka an'nao. (Fagnamarihana: Ny amin'ny dikan-teny talô de hoe: "Leila rôy no mikaraka an'nao" na misy leila sasagny mikaraka an'nao.) Mitsangana ary midigna ka miarà amin-jareo. Aza misalasala miaraka amin-jareo, satria za no
Raha mbola nieritreritra momba an'le fahitana i Petera, de niteny tamin'azy ny Fagna hoe: "Io leila telo mivavaka an'nao. (Fagnamarihana: Ny amin'ny dikan-teny talô de hoe: "Leila rôy no mikaraka an'nao" na misy leila sasagny mikaraka an'nao.) Mitsangana ary midigna ka miarà amin-jareo. Aza misalasala miaraka amin-jareo, satria za no nandefa an'azy reo. Ary Petera nidigna taigny am'reo leila reo ka niteny hoe:" Za le karanareo. Ino ny antony natongavanareo?"

1
10/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ozy zareo hoe: "Ny kapiteny antsovina