auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 20:03:19 +03:00 committed by root
parent 23abe32b28
commit 037fcf4975
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, raha managna fiampangana manohitra ny tsiraikaraika i Demetrio sy reo mpagnano asa tagnana ze miaraka amin'azy, de misokatra reo fitsarana ary misy solo
Noho zany, raha managna fiampangana manohitra ny tsiraikaraika i Demetrio sy reo mpagnano asa tagnana ze miaraka amin'azy, de misokatra reo fitsarana ary misy solontegna akao. Avekao zareo hifampiampanga. Fa raha mitady ra momba ny olana hafa anareo, de tokony hatsangana amin'ny fivoriana ara-dalàna zany. Fa ndrindra tsika de tandindomin-doza ho vômpanga mikasika an'io andron'ny tabataba io. Tsisy varany zany fikorontanana zany, ary tsy ho afaka hagnazava zany tsikana." R