From 03366c0fd88e77b80ba6474a244bf6c1b16946d1 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 4 Jun 2020 14:55:59 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 16/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/16/14.txt b/16/14.txt index a2190e5..bad7015 100644 --- a/16/14.txt +++ b/16/14.txt @@ -1 +1 @@ -nisy vevavy raika atao hoe Lydia, mpivaro-damba volomparasy avy aigny amin'ny tanànan'i Tyatira, ze nanompo an'Andriamanitra, nihaino an'nay. Nagnokatra ny fony ny Tompo hitandrina ny teny ze nolazain'i Paoly. Rafa vita batisa izy sy ny ankohonany, de namporisika an'nay izy, nitare hoe: "Raha nitsara anà ho matoky amin'ny Tompo anareo, de midira ary mitoera akao an-tragno." Ary nandresy latra an'nay izy. \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 nisy vevavy raika atao hoe Lydia, mpivaro-damba volomparasy avy aigny amin'ny tanànan'i Tyatira, ze nanompo an'Andriamanitra, nihaino an'nay. Nagnokatra ny fony ny Tompo hitandrina ny teny ze nolazain'i Paoly. Rafa vita batisa izy sy ny ankohonany, de namporisika an'nay izy, nitare hoe: "Raha nitsara anà ho matoky amin'ny Tompo anareo, de midira ary mitoera akao an-tragno." Ary nandresy latra an'nay izy. \ No newline at end of file