auto save
This commit is contained in:
parent
e93df39e5f
commit
02cfb6e388
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka niady hevitra takao amin'ny syngago isaky ny Sabata i Paoly. Nandresy lahatra reo Jiosy sy Grika izy. Fa rafa nidigna avy taigny Makedonia i Silasy sy Timoty, de noteren'ny Fagna hagnambara am'reo Jiosy fa Jesosy no Kristy i Paoly. Rafa nanohitra sy nagnesoeso an'azy reo Jiosy, de nagnofaofa ny lambany taigny amin'izy reo i Paoly ka nagnano hoe: "Ho akeo amin'ny lônareo anieo ny rànareo; tsy manan-ts
|
||||
Ka niady hevitra takao amin'ny syngago isaky ny Sabata i Paoly. Nandresy lahatra reo Jiosy sy Grika izy. Fa rafa nidigna avy taigny Makedonia i Silasy sy Timoty, de noteren'ny Fagna hagnambara am'reo Jiosy fa Jesosy no Kristy i Paoly. Rafa nanohitra sy nagnesoeso an'azy reo Jiosy, de nagnofaofa ny lambany taigny amin'izy reo i Paoly ka nagnano hoe: "Ho akeo amin'ny lônareo anieo ny rànareo; tsy manan-tsigny za. Fa manomboka zao de ho aigny amin'ny Jentilisa za."
|
Loading…
Reference in New Issue