auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 16:45:11 +03:00 committed by root
parent ef2a68ecc1
commit 024ccd0fa2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nalefan'i Petera taigny avelan'ny efitra izy daôly, nandongalika, ary nivavaka; avekeo, nitodika tam'le razagna, nitare izy hoe: "Tabita, mitsangàna." De nanokatra ny masony izy av
Nalefan'i Petera taigny avelan'ny efitra izy daôly, nandongalika, ary nivavaka; avekeo, nitodika tam'le razagna, nitare izy hoe: "Tabita, mitsangàna." De nanokatra ny masony izy avekeo, ary nahita an'i Petera izy de niarina. Avekeo de nanolo-tagnana an'azy Petera ary nampitsangana an'azy; ary rafa nagnantso an'reo mpino sy reo mpitondrategna izy, de nabôgnany tamin-jareo ny fahavelomany. Lasana fatratra nanerana an'i Jopa daôly zany ra zany, ary ôla betsaka no nino ny Tompo. Tam'zany Petera de nipetraka