auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-06 13:18:34 +08:00 committed by root
parent dbb5f4ac5e
commit 011b704708
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nifagnetry tam'leilà raika nantsovina hoe: Ananiasy taigny zà, leilà matatra an'Andriamanitra nagnaraka ny lalàna ary tsara laza teo am'reo Jiosy daôly ze nipetrak tao. Nagnatogna anà izy, nitsangana takeo ankilako, ary nitare hoe: 'Ry rahalà Saoly, mahirata.' Tam-zany ora zany indrindra de nah
Nifagnetry tam'leilà raika nantsovina hoe: Ananiasy taigny zà, leilà matatra an'Andriamanitra nagnaraka ny lalàna ary tsara laza teo am'reo Jiosy daôly ze nipetrak tao. Nagnatogna anà izy, nitsangana takeo ankilako, ary nitare hoe: 'Ry rahalà Saoly, mahirata.' Tam-zany ora zany indrindra de nahita an'azy zà.

1
22/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary niteny izy hoe: 'Ny Andriamanitr'reo razantsika de nifidy an'nao mba hahalala ny sitrapony, mba hahita ny Ray Marina, ary hahareigny ny feo avôkan'ny vavany.