plt-x-sihanaka_act_text_reg/06/10.txt

1 line
221 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-04 11:50:55 +00:00
\v 10 \v 11 zareo de tsy natohitra ny fahendrena sy ny Fanahy ze nitinenan'i Stefana. Avekeo de nisy ôla nagnanôvan-jareo kolikoly mbô hitare hoe: "Efa regninay i Stefana niteny ratsy momban'i Mosesy sy Andriamanitra."