plt-x-sihanaka_act_text_reg/04/13.txt

1 line
313 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-04 08:17:14 +00:00
\v 13 \v 14 Ary rafa nahita ny fasahian'i Petera sy Jaona zareo, ary nahatsapa fa ôlon-tsotra, ôla tsy nandia fianarana, de gaga zareo, nafantatra fa niaraka tamin'i Jesosy i Petera sy Jaona. satria zareo natazagna le leila ze sitrana nitsangana niaraka tamin-jareo, ka tsy nahita lazaina hanoherana zany zareo.