plt-x-sihanaka_act_text_reg/04/11.txt

1 line
253 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-04 08:17:14 +00:00
\v 11 \v 12 Jesosy Kristy de vato ze nataonareo mpagnorin-tragnotsinontsinona kanefa efa natao ho lohan'ny vato fehizoro. Ary tsisy famonjena avy amin'ny hafa, fa tsisy agnarana hafa ambanin'ny lagnitra namen'ny ôla ze tsy maintsy hahavonjy antsikana."