plt-x-sihanaka_act_text_reg/01/04.txt

1 line
310 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-04 11:34:33 +00:00
\v 4 \v 5 Rafa niaogna niaraka tamin-jareo Izy, de nandidy an-jareo tsy hiala akao Jerosalema, fa hiandry ny fampagnantenan'ny Ray, momba ze, nolazaina hoe: "Nandregny taminà anareo fa nagnano batisa tamin'ny rano tokoa i Jaona, fa anareo de tokony hatao batisa amin'ny Fanahy Masina akao agnaty andro vitsy."